Lucien Razafy

Lucien Razafy

Share

02/07/2026

Mila mahay mamaly!
Zavatra hitako tsy mba hanana zava-tsoa mihintsy ianao raha be tsy miteny. Any Madagascar ilay izy takona ihany satria betsaka hoatran'izay fa aty ivelany tonga dia misy vokany amin'ny asanao na ianao. Afatratry ny olona any aminao daholo ny hadalany vao tsy miteny ianao. Niaraha niasa tamina ekipa anglisy izay izahay nisy fotoana dia fantany aho hoe tsotra be tsikitsiky izay dia saika ho adabony aty amina daholo ilay olana tsy nampandroso ilay projet nefa izy no tena incompetent. Tonga dia novalivaliako navoakako teo daholo tao am-poko! Tsy nataony intsony mihintsy avy eo! Mila mahasahy dia tsy manambany tena mihintsy raha tsy izany sahirana

19/06/2026

Ilay numero Whatsapp +62 813 3082 6843 tsy mandeha amin'izao fa ity no mandeha +62 813 2524 8687. Misaotra!

Want your business to be the top-listed Advertising & Marketing Company in London?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


27 Old Gloucester Street
London