FLM Limoges
Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesosy,
Ny fotoam-pivavahana ny alahady 16 Oktobra 2022 izao dia ho tanterahana ao amin'ny Eglise Saint François - 16 avenue du Psdt René Coty, Limoges manomboka amin'ny 10 ora 30.
Mianatra ny SALoMa amin'ny 9h45.
ALAHADY XVIII MANARAKA NY TRINITE
- Deot. 10 : 12-21
- IKor. 1 : 4-8
- Jao. 10 : 23-38
Toriteny Mat. 22 : 34-46
Dia samy hitondra am-bavaka ny fotoanantsika rehetra!
Mirary ny fiadanan'ny Tompo ho antsika.
29/09/2022
Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesosy,
Ny fotoam-pivavahana ny alahady 25 Septambra 2022 izao dia ho tanterahana ao amin'ny Eglise Saint François - 16 avenue du Psdt René Coty, Limoges manomboka amin'ny 10 ora 30.
Mianatra ny SALoMa amin'ny 9h45.
ALAHADY XV MANARAKA NY TRINITE
- Deot. 6 : 4-7
- Gal. 5 : 25 - 6 : 10
- Lio.10 : 38-42
Toriteny Mat. 6 : 24-34
Dia samy hitondra am-bavaka ny fotoanantsika rehetra!
Mirary ny fiadanan'ny Tompo ho antsika.
Cliquez ici pour réclamer votre Listage Commercial.
Type
Contacter le lieu de culte
Téléphone
Site Web
Adresse
16 Avenue Du President René Coty
Limoges
87100
Heures d'ouverture
| 09:00 - 17:00 |