STK Ritso-pahasoavana Stuttgart

STK Ritso-pahasoavana Stuttgart

Teilen

17/11/2023

Isaia 55:6
[6]Mitadiava an'i Jehovah, dieny mbola hita Izy, Miantsoa Azy, dieny mbola akaiky Izy.

15/11/2023

Mpitoriteny 5:3-4
[3]Raha mivoady amin'Andriamanitra ianao, aza manao ampitso lava: fa tsy ankasitrahany ny adala; koa efao ny voadinao.
[4]Aleo tsy mivoady toy izay mivoady ka tsy mahefa.

14/11/2023

Hosea 12:7
[7]Koa miverena amin'Andriamanitrao ianao; Tandremo ny famindram-po sy ny rariny. Ary miandrasa an'Andriamanitrao mandrakariva.

Wollen Sie Ihr Persönlichkeit des öffentlichen Lebens zum Top-Persönlichkeit Des öffentlichen Lebens in Stuttgart machen?
Klicken Sie hier, um Ihren Gesponserten Eintrag zu erhalten.

Kategorie

Webseite

Adresse


Stuttgart