TF EVENT

TF EVENT

Teilen

18/06/2026

🚨🚨Consigne Jour-J🚨🚨

Mba hampirindra tsara ny Fetitsika amin’ny Asabotsy 20 Juin izao dia misy ireto Fepetra tsara ho fantatsika ireto ka manasa anareo hamaky sy hanaraka izany🙏

✅️Aza adino mbola misy tapakila varotana eny an-toerana amin’ny andron’ny Fampisehoana‼️
➡️Traiteur: Tiana Viviane
Misaotra anareo izahay ato amin’ny Tf Event, ny sponsors ary ny partenaire rehetra.✨
Reko Band, Vanit Madagascar, Kintana Events Moozik

Wollen Sie Ihr Service zum Top-Veranstaltungsplanungsservice in Stuttgart machen?
Klicken Sie hier, um Ihren Gesponserten Eintrag zu erhalten.

Webseite

Adresse


Munich
Stuttgart
BAYERN