TAFA

TAFA

Share

13/03/2026

🌸Aza marary @ fahombiazan’ny hafa .Manana ny fotoananao sy ny rythme anao ianao .
Rehefa hitan’ny Jesosy fa mahazaka ny fahombiazan’ny hafa ianao dia ataony Tonga @ ny tour -nao

📸Zozéa Mahefa

12/03/2026

✊Sa ianao mihitsy ilay miketrika be ho « TAFA»?

06/02/2026

⁉️INONA moa ilay MAHAMENATRA?
Mitantsoa Andrianiaina : Ouiiii, je vends des salades de pâtes et du mine sao👌🏾
On commence en bas de l'échelle pour avoir une vie meilleure🙏🏽✨
Tsy menatra aho raha izay no tianareo ho fantatra😸 vola ilay tediavina dia aleoko miaritra💪🏽. Raha te ahita ahy dia eo amin'ny Travaux alarobia za no mivarotra🫡.
Mitady aho dia mitady ary anaty mangidy no ahitana ny mamy✨❤️

Peace daholo nareo🙏🏽. Vola fitady ny avenir ko tsy maintsy banjinina💪??🫡

27/04/2025

🎙️Un petit homme amoureux
Tena feo re izany!!!!

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo