E-Vatsy
Hisokatra tsy ho ela koa ny sampana E-VATSY any Pays-Bas. Mivelatra hatrany ny tamba-jotra. Misaotra antsika rehetra mandray anjara...
- Exprimez vos besoins, nous vous sélectionnons les fournisseurs sérieux et nous obtenons les meilleurs prix
- Mettez fin à vos soucis de qualité de marchandises importées, nous assurerons un contrôle rigoureux effectué par nous même sur chaque commande
- Nous nous occupons de la logistique en sélectionnant et manageant les meilleurs sociétés de logistique
La Turquie propose des produits de qualité répondant aux standards européens mais avec des prix très attractifs.
---------------------------------------------------------------------------
- Ampahafantaro ireo entana ilaina, ary izahay hitady sy hifantina ireo mpamokatra sy mpamatsy tsara indrindra
- Tapitra hatreo ireo ahiahy amin'ny kalitao ny entana hafarana, izahay manaramaso entitra sy matihanina
- Ny fahasarotan'ny Lojistika dia raisinay am pelantanana, ka karakarainay tsara sy ahitanay vahaolana matihanina.
Safidy Manokana sy voalohany :
Torkia , satria manana ny kalitao manakaiky indrindra ny fenitra Europeanina sy ny vidy mora kokoa.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Istanbul
34394