Ateliers Nalyss

Ateliers Nalyss

Share

Photos from Ateliers Nalyss's post 06/10/2025

Misy zavatra telo lehibe no miantoka ny hatsaran'ny vokatra yaourts :
1- Ny kalitaon'ny ronono ampiasaina
2- Ny Fifehezana ny hafanana hampandriana azy
3- Ny kalitaon'ny Ferment ampiasaina

Izahay eto amin'ny Ateliers Nalyss dia afaka manampy anao eo amin'ny fifehezana ny hafanana hampandriana ny vokatra yaourts, afaka manana yaourts mandry tsara na fermes, tsy marikivy ary tsy misy rano ianao raha mampiasa ny YAOURTIERES izay vokarinay.
Misy Formation gratuite momba ny fanamboarana yaourts isankarazany omenay an'izay mividy yaourtière ato aminay.
Mandefasa MP na antsoy ny
☎: 034 72 203 28/033 02 357 68
WhatsApp : 034 72 203 28

Want your establishment to be the top-listed Cinema in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo