Haintso Trano
23/07/2025
AVANT / APRÈS
Efa tena kely sisa dia atolotra ny la Clé an’ity Trano ity…
Construction Clé en main hatrany 🔑
17/07/2025
Avant - Après
Travaux de rénovation et Extension
Chantier Ambohitrarahaba 🏗️
Bureau : TSIADANA Rue Planque Edouard, Ampitan’ny Hopitaly Mpitsabo Mikambana
Contact : 0345645024
24/06/2025
Trano kely, fa manana ny hanitra ho azy👌
(Mety tsara koa ho anareo manana tany kelikely)
Voalanjalanja avokoa na ny détails rehetra,
Tsy andrintsika ny hahita azy ity ho vita tanteraka🏗️
Contact : 034 56 450 24
19/05/2025
Finition Intérieure en cours … 👌
Mbola tsy vita fa mizara anatiny indray, Ahoana no fahitanareo azy?
09/05/2025
A VENDRE 💰
(Chantier en cours de Finition )
Construction : Entreprise HAintso Home
Toerana: Ambohitrarahaba, Antananarivo.
Accès Moto, misy jiro misy rano vovo, efa mifefy tamboho.
Bureau : TSIADANA Ampitan’ny Hôpital Mpitsabo Mikambana,
Contact : 0345645024