Valisoa

Valisoa

Share

14/05/2025

Hey Hey 👋👋😊😊
Misy efa nahazo Cadeau 🎁🎀 ho an'i Neny ve ?
Raha misy tsy mahatadidy date dia efa akaiky an, amin'ny 25 Mai.
Inona re zao no mba tianareo atolotra an'i Neny e? 🤔
Dia ho an'i Neny ndray inona no mba tian'i Neny ho azo? 🤗😍
Ao mba samy miteny dia mifanome idée e.
En passant pour le compte d'une amie sady hahatsara tarehy 🥰💆 an'i Neny dia io misy savony tena natoraly arak'ilay anarana hoe Artisanalyrtisanaly

Telephone

Website