Antimo Évent

Antimo Évent

Share

27/06/2026

🟢NIROASINY BURKINA FASO NY MASOVOINY LA FRANCE TAO AMINY

Notapahiny tsy misy fepetra ny fifanadraisana ara-diplomatika misy eo aminy firenena roa tonta 🇧🇫 🇫🇷
Nohon'ny tsy fisian'ny fifanajana ataony la frantsa aminy fitsabatsabahana ny raharaham-pirenena dia nanapaka ny fifandraisany ara-diplomatika amin'i France i Burkina Faso omaly zoma 26 jona 2026.

Arakany hevitrinao efa tokony ahazaka anao any zany koa ve ny firenena tsika sa aleo ihany mbola mitanondrika eo ambany ziogany reny malala ?

Azadino ny mizara sy manisy réaction ny page fa ahita zava-baovao fona ianao

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Tulear?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Tulear