DRJS Atsimo Andrefana

DRJS Atsimo Andrefana

Share

19/05/2026

๐Ÿ“ข ๐—ฅ๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ, ๐—ต๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—ต๐—ถ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ””Ndao handray anjara mavitrika amin'ny Fikaonan-doham-pirenena ataon'ny Tanora โœจ

Photos from DRJS Atsimo Andrefana's post 18/05/2026

๐…๐ˆ๐Š๐€๐Ž๐๐€๐๐ƒ๐Ž๐‡๐€ ๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐€๐‹๐˜ ๐‡๐Ž ๐€๐'๐๐˜ ๐“๐€๐๐Ž๐‘๐€ - ๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€ TOLIARA I

Tontosa omaly tolakandro tao amin'ny Maison des Jeunes Ankilifaly ny andro faharoa ny Fikaonandoha Kaominaly ho an'ny Tanora tato amin'ny Distrika Toliara I.

Nandray anjara mavitrika ireo tanora amin'ny fanehoana hevitra ho famaritana sahady ny hoaviny.

Mbola hitohy amin'ity farany herinandro ity ny andro fahatelo sady famaranana ny anjaran'ny Kaominina Toliara I izay hanasร na hatrany ireo Tanora rehetra tsy an-kanavaka fa indrindra ho an'ireo izay tsy afaka nanatrika ireo teo aloha.

Ministรจre de la Jeunesse et des Sports

Conseil Communal de la Jeunesse Toliara

Commune Urbaine de Toliara

Jeune Animateur Toliara I

COM DRJS ATSIMO ANDREFANA

Photos from DRJS Atsimo Andrefana's post 16/05/2026

๐…๐ˆ๐Š๐€๐Ž๐๐€๐๐ƒ๐Ž๐‡๐€ ๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐€๐‹๐˜ ๐‡๐Ž ๐€๐'๐๐˜ ๐“๐€๐๐Ž๐‘๐€ - ๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€ TOLIARA I

Tontosa tao amin'ny trano fivoriana teny amin'ny lapan'ny Faritra Atsimo Andrefana ny maraina teo ny Fikaonandoha Kaominaly ho an'ny Tanora tato amin'ny Distrika Toliara I.
Marobe ireo tanora izay naneho hevitra ho famaritana sahady ny hoaviny.

Mbola mitohy rahampitso amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro ao amin'ny Maison des Jeunes Ankilifaly ho an'ireo izay tsy afaka nanatrika ny androany.

MIAVIA MARO !

Ministรจre de la Jeunesse et des Sports

Conseil Communal de la Jeunesse Toliara

Commune Urbaine de Toliara

Jeune Animateur Toliara I

COM DRJS ATSIMO ANDREFANA

Photos from DRJS Atsimo Andrefana's post 14/05/2026

๐Ÿ˜ญTonga nankahery sy naneho fiaraha-miory taminโ€™ny fianakavianโ€™ny Itompokolahy Rabehaja Jean Benโ€™ny Tanร nan'i Toliara I tao Mangabe io hariva io ny minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena Andriamatoa RASAMBANY Alain Dรฉsirรฉ.

โšซ Amin'ny fomba maha Malagasy baka Antimo dia nitondra Enga Aomby mazava loha ho mariky ny fihavanana sy fifankatiavana nisy tamin'izy mirahalahy.

Want your business to be the top-listed Media Company in Tulear?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address

Ankilifaly
Tulear
601