AliTech Service
Salama e😊👋
Anisan'ny manahirana antsika matetika manala ny tavy eo amin'ny kibo
Ity misy astuce kely manala izany😊
TONGOLO GASY MAMPIHENA,
MAMPITSONIKA TSIKELIKELY NY TAVY
RATSY AMIN'NY VATANA INDRINDRA NY
TAVY AMIN'NY KIBO!
Fomba fampiasana azy :
- voalohany
Tongolo gasy
Rano
Isamaraina vao mifoha dia maka rano
matimaty 1 Vera, asina hasina tongolo
gasy 1 kelikely ao anatiny!
Avela hilona 1mn vao sotroina (tsy
tsakoina)
*Raha olona te hanafaingana ny fihenana
dia tsara kokoa ra ampiasaina io fomba io
in-telo isanandro isaky ny alohan'ny
hisakafo *
Toro-hevitra faharoa
🌷Tongolo gasy
🌷Tantely
Tetehana madinika ny tongolo gasy, tsy
atao madinika loatra (tongolo gasy hasiny
2 na 3 isaky ny tantely 1 sotro fihinanana
Afaka manao betsaka dia tehirizina anaty
frigidaire!!
Hafangaro tsara dia tehirizina anaty bocal
misarona tsara
Mihinana 1 sotrokely isaky ny maraina vao
mifoha
🌸Ao anatin'ny herinandro dia efa mahita
fiovana tanteraka ny vatana
(tandremo :tantely pure tsara no
ampiasaina)
Mba hampahomby ireo fomba ireo dia
ahato kely ny fihinanana siramamy be
loatra, sakafo matavy loatra, sakafo be
lafarinina !!
🔴Ary tsara hatrany ampiarahana amin'ny fandanjalanjana ny sakafo hanina an😊,koa raha mila anizay enao dia sorato fotsiny ny hoe REGIME fa andefasanay message enao na koa tonga dia midira mp fa karakarainay tsara enao😊✉
Aza adino ny mizara raha nahaso anao an mba ahasoa ny hafa koa😊
Jalousie tafahoatra
Misy jalousie avy amin’ny amour…
ary misy jalousie avy amin’ny tahotra.
Rehefa tia olona isika dia normal raha misy fotoana tsy tiana ho very izy.
Fa rehefa lasa tafahoatra ilay jalousie,
dia tsy protection intsony izy…
fa lasa prison émotionnelle.
Ny jalousie tafahoatra dia manomboka amin’ny zavatra kely :
mila explication foana,
mila preuve foana,
miahiahy foana,
tezitra rehefa tara mamaly message,
na tezitra rehefa miresaka amin’olona hafa ilay partenaire.
Tsikelikely dia lasa contrôle :
“iza io ?”
“aiza ianao ?”
“maninona ianao no online ?”
“fa maninona no tianao ilay publication-ny ?”
Ary indraindray ilay olona jalouse aza reraka ao anatiny.
Satria tsy milamina mihitsy ny sainy.
Overthinking isan’andro.
Matahotra ho soloina.
Matahotra ho diso safidy ilay olona tiany.
Matetika ny jalousie tafahoatra tsy avy amin’ny haine…
fa avy amin’ny manque de sécurité émotionnelle.
Mety avy amin’ny ratra taloha,
famadihana, abandon, mensonges,
na tsy fahatokisan-tena lalina.
Fa misy vérité iray tokony ho fantarina :
Tsy afaka mitazona olona amin’ny contrôle sy suspicion foana ianao.
Satria rehefa tsy misy confiance,
reraka ny relation.
Ny olona jalouse tafahoatra indraindray tsy mahatsapa akory hoe mankarary ilay olona tiany.
Satria ilay partenaire lasa miaina pression :
mila manazava foana,
mila mitandrina amin’ny zavatra rehetra,
mila matahotra sao misy diso kely dia ady indray.
Ary ny amour tsy tokony hampiaina tahotra mandrakariva.
Tsy tokony hahatonga olona ho very liberté sy paix intérieure.
Misy différence lehibe eo amin’ny :
“Tiako ianao ka tiako ho voaaro ny relation-tsika”
sy
“Tiako ianao ka te hifehy ny fiainanao aho.”
Ny amour sain mila confiance.
Mila communication.
Mila sécurité émotionnelle.
Ary raha ianao ilay olona jalouse be,
aza mankahala ny tenanao.
Fa mianara manasitrana ilay tahotra ao anatinao.
Mianara matoky tena.
Mianara mahatakatra fa :
na dia tia olona aza ianao,
tsy afaka contrôler ny zavatra rehetra.
Satria ny tena amour…
tsy
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the practice
Website
Address
Toliara