Rafaly by construct

Rafaly by construct

Share

02/06/2026

𝗠𝗘𝗧𝗬 𝗛𝗢𝗞𝗜𝗩𝗬 𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗔𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗛𝗔𝗛𝗔𝗩𝗜𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗢𝗡𝗔𝗢
Amin’ny voalohany, tena mampientanentana ny manangana trano.
Faly ianao.
Resahinao amin’ny olona rehetra ilay projet.
Efa alainao sary an-tsaina sahady ny fiainanao ao anatiny.
Ny dingana rehetra dia mampirehareha anao.
Fa tsy maharitra foana izany hafanam-po izany.
Vetivety dia tonga ny zava-misy.
Mihabetsaka ny fandaniana.
Miadana ny asa.
Mipoitra ireo olana tsy ampoizina.
Ary tsikelikely…
Mihena ny fahazotoana.
Manomboka reraka ianao.
Ahemotrao ny fanapahan-kevitra sasany.
Miadana ny fanohizana ny asa.
Very ny firindrana.
Ary tsy tsapanao akory…
Ilay projet-nao mihitsy no manomboka manavesatra anao.
Tsy ianao no olana.
Fa ny fomba nandaminana ilay projet.
Rehefa tsy mazava :
• tsy misy planina hentitra
• tsy misy vina mazava
• tsy voazarazara tsara ny asa
• tsy hita ny tena fandrosoana
Dia mora very hery sy motivation ianao.
Satria mahatsapa hoe tsy mandroso mihitsy.
Ary mampidi-doza izany.
Satria ny projet mandreraka… dia projet mety hijanona.
Maro ireo chantier tsy mijanona noho ny tsy fisian’ny vola…
Fa noho ny havizanana sy fahakiviana.
Kivy ny olona.
Very fanantenana.
Avela hitarazoka ny asa.
Dia lasa ny taona maro…
Mbola tsy vita ihany ny trano.
Mandritra izany…
Ireo olona manana organisation sy fomba fiasa mazava kosa mahita ny fandrosoany.
Na miadana aza.
Fa hita maso.
Voafehy ny dingana rehetra.
Misy vokatra ny ezaka rehetra.
Ary manova zavatra betsaka izany.
Satria rehefa hitanao hoe mandroso ilay izy…
Dia mazoto hanohy ianao.
Tsotra ny marina :
Ny projet tsy voalamina tsara dia mandreraka anao.
Fa ny projet voaomana sy voarindra tsara kosa manosika anao hahavita azy hatramin’ny farany.
Ny fananganana trano dia tsy resaka vola ihany.
Fa resaka faharetana sy fandaminana koa.
🏡 Tongava tompon-trano moderne, tsy misy stress na improvisation.
Miaraka amin’ny solution « Rafaly by Construct», manorina villa moderne, pratique ary maharitra izahay :
✅ Efitra fatoriana 3
✅ Do**he 2
✅ Salon sy salle à manger
✅ Cuisine moderne
✅ Terrasse sy parking
📐 Velaran-trano : 110 m²
🧱 Finition tsara tarehy, matanjaka ary maharitra
⏳ Vita ao anatin’ny 2.5 mois ny gros oeuvre(manangana azy)
💳 Fandoavana mizara in-5 arakaraka ny fandrosoan’ny asa
🎯 Mila fanazavana fanampiny sa te hamandrika projet ?
📢 Te hahazo torohevitra sy opportunités momba ny construction.
📱 WhatsApp : +261 32 56 343 64
☎️ Téléphone : 038 36 571 80
📘 Facebook : Rafaly By Construct
‎🌐 Site web : Rafalybyconstruct.com
“Construire avec intégrité, bâtir pour l’avenir.”

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address

Ankirihiry Nord Toamasina I
Toamasina
501