Anglospark Learning Center

Anglospark Learning Center

Share

Photos from Anglospark Learning Center's post 23/02/2026

🎲 Powerful Language Learning! 🔥

Tsy natao hianarana ny Langue,
fa natao hiainana sy ampesaina 🤔🇺🇲

Ireo mpianatra eto AngloSpark tsy mipetraka mangina fotsiny…
They move, they laugh, they compete, they SPEAK! 😄

Satria rehefa atao lalao ny fianarana:
💥 Mihena ny tahotra
💥 Mitombo ny fahatokisan-tena

Game isn’t just for fun…
It trains the brain to think fast in English! 🧠⚡
👉 Guess what game we were playing?
👉 Iza no sahy hanatevin-daharana anay amin’ny session manaraka? 😎

Comment below 👇🔥
English is better when you enjoy it! 🚀

Photos from Anglospark Learning Center's post 18/02/2026

🌟 We’re Back ! 🇱🇷🌪️💥

Na dia namely mafy aza ny cyclone… tsy nijanona izahay!
Classes have started again at our center 💪📚

Our students are more than just students: efa manabe saina, tsy kivy, and eager to reach their goals, na inona na inona mitranga

Tsy mampianatra English fotsiny izahay, we raise someone! 🔥
Anglospark Learning Center

10/02/2026

This is how I spend my time with my students. Always English 🎉

“Next time, raise your hand.” ✋🎤

Photos from Anglospark Learning Center's post 01/02/2026

🚨 MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA 🚨
AngloSpark Learning Center

Te hahay English ve ianao, fa mbola manao hoe “amin’ny herinandro” foana? 🤭🇺🇲

Izao no fotoana, fa tsy miandry ny fandrosoana!
📅 Fidirana vaovao : 09 Febroary 2026
⏰ Ora malalaka : 9h30 – 11h30 (deuxième heure ihany)
⏳ Voafetra ny toerana, efa places vitsy2 sisa tavela ao
⚠️ Aza tara fa mety ho feno de lasa hiemotra eo indray le tanjonao iny, 🥰🇱🇷

👉 Nahoana no AngloSpark?
✨ Tsy boky fotsiny fa fiteny ampiasaina
✨ Mianatra amin’ny fomba mahafinaritra, izay efa nianatra tao aminay ihany no efa naharaka 🤭,
👉 tsy mianatra English fotsiny ianao fa manomana ny hoavy

🔥 Raha vonona amin’ity taona ity,
aza miandry rahampitso.
📩 Mp dieny izao
na soraty “VONONA” eto ambany 👇

Anglospark Learning Center — hiteny English amzay fa tsy haniry fotsiny 😄✨🇱🇷

Want your school to be the top-listed School/college in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address

Toamasina
501