Venhom
02/07/2026
« RANDOM ACCESS POETRY vol.3 » par Ho Toavina est dehors🤙🏽🇲🇬🔥
tegna kalitao fa alaivo malaky raha efa bôjo io🙌🏽
Dia zaraio @ manodidina anao !
"RANDOM ACCESS POETRY vol. 3" est maintenant disponible en téléchargement libre 🏄
3è volume de la trilogie d'EP (Extended Play)
Invités : JDAN , Tilas Mistia
Beatmakers 🎛️: Thony Rakz (Middle Child Session) ,JOJOH. , 𝐓𝐨𝐣𝐢 , Venhom
Ingé son 🎚️: Diibs Royal
Lien⛓️: https://drive.google.com/file/d/1l-w3gkVdYz7MEKHNTbfEHquuctFYhHEJ/view?usp=drivesdk
Merci à tout ceux qui ont participés de loin ou de près à l'aboutissement de ces trois mini projets...RDV pour la suite!❤️
© Double G.
Aperçu ny couplet-ntsika miaraka ny Artistes Delombre 💥
Titre : VIENS PAS TEST (V.P.T)👽
S/o : SCAR / KhrYm (Voay gang ) / Elita Ofisialy / Venhom
Prod by : Doxy Beatmaker / Xkai Elita
Mixage / pré - Mastering : Doxart Madagascar
🎥 Directed by : KORE Visuals
Youtube version : https://youtu.be/VuW8obpLffo
Go check la famille 👊
15/05/2026
Ho anao mbola tsy mahay oh ! 👏🏼
Vahiny ao ny tenanay sy Ho-Toavina ( Mendev )
Ireo 40 voalohany mividy tapakila sy ireo 40 voalohany tonga eny an-toerana amin'io andro io dia omena an'ilay album "Contrebande 3" 💽
Mandefasa hafatra miafina raha hividy mialoha ianao🤘🏼😁(efa misy tapakila ihany koa eny amin'ny Madagascar Underground Antsahavola 🎟️)
Na miantso mivantana an'ireto numéros ireto :
0325538310
0386959810
Click here to claim your Sponsored Listing.