Precious Mode

Precious Mode

Share

12/12/2025

Coucou daholo isika rehetra an😍🥰otrany efa manimanitra fandresena anie isika androany zany ee😍❣️
Aza adino fa @ 12h00 no hanomezana ny loka ho anireo olona roa izay handresy ny amin'i lalao antsika an,❣️ary de holazain'tsika ato ireo izay hibata ny fandresena

Zay fa mirary tontolo andro mafinaritra ho antsika rehetra🤩🤩🤩

̀laune

Photos from Precious Mode's post 10/12/2025

Somary chocolat kely ndray ito😍Vaovao tsara

25,000ar

Lieu: Mangarano Tsaratsiry
Possible livraison à partir de 3000ar

̀laune

10/12/2025

Salama daholo e😍❣️
Tonga ny arrivage izay efa ela no niandrasan'tsika an,,sady @ ilay VAOVAO TSARA no sady mora,,❣️💝
Eny na ho anizay Tonga de ampiasa na ho anireo izay mbola hivarotra😍🥰

Tamatave no misy anay fa afaka mandefa hafa izay tsy mifanalavitra loatra an🥹
Ary ihany kou afaka manao livraison ho anireo izay eto Tamatave 💝🥰Na afaka manantona anay directe

Lieu: Mangarano Tsaratsiry ( Point de vente)

̀laune

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Toamasina