GOEPT
23/11/2025
Melohinay ary lavinay ny fanaratsiana, fanesorampotaka(diffamation publique) mahazo ny Filoha mpitarika anay Jean Luc Ampiraza Jean Luc izay ataon-dRamatoa Maso Marianna sy ny namany izy izay miafina ao ambadika ny kaonty 2 samahifa Demeter Gasy sy Andriambavy Tsimiava IV.
Manana porofo mazava izay sombiny ihany no halefanay sary eto. Ary Tsy misy nahavita ny vitany raha mbola ireo milaza fa anjely ao AnChambre de Commerce et de L'industrie ToamasinauCci Toamasinana Cci Toamasina izao izay miezaka Mitady hevitra handotoana anay mba Tsy hilatsahanay amin’ny fifidianana manaraka 2026 izay hatamperan’ny mandat.
Enga anie ka mbola ao na ohatr’izao ny ao antoerana amin’izao.
Farany dia Tsy hijanona amin’ity Droit de réponse ity ihany izahay fa hangataka amin’ny fitsarana hanokatra fanadihadiana ary hampiatra ny sazy araka voalazan’ny Lalàna manankery amin’izay rehetra vaoakasika an’ity raharaha ity na mivantana na ankolaka.
GOEPT
Groupement des Opérateurs Économiques Professionnels Toamasina.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the practice
Telephone
Website
Address
Toamasina
501