Aviah

Aviah

Share

13/10/2023

- Efa novaina "mot de passe" foana ny Wifi fa mbola misy mahafantatra,
- Misy mi-"pirater" ngamba ny wifi fa toa mandeha miadana be
- Voa nampiditra "Compte facebook" ko aho teo dia tapaka tampoka dia avy eo vao "pirater" ny compte ko.
Tandremo fa maro ny voka-dratsiny hateraky ny Wifi tsy voaaro, ary maro ihany koa ny application afaka mandroba izany, eny na amin'ny alalan'ny finday aza
.

10/10/2023

Araka ny hevitrao inona ny mahatonga ny olona tsy mety voantso hiatrika adina am-bava nefa efa mandefa "CV" amin'ny orinasa maro samihafa?

Want your business to be the top-listed Computer & Electronics Service in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Toamasina