PCMM - Section Mahajanga

PCMM - Section Mahajanga

Share

23/07/2022

A salam anlaikom đŸ˜đŸ„°
Ny PCMM dia anisany manao asa sosialy eny anivon'ny fiaraha monina ary saika manao izany avokoa ny isan-tsampana rehetra ary tsy diso anjara amin'izany ny eto Mahajanga.
Tsy hay ny tsy hisaotra ireo fikambanana miara mivondrona mpanatanteraka mavitrika toa ny Fikambanana Vehivavy Miatrika sy ny FIMSA (Fikambanana ny mpianatra silamo ambaratonga ambony) .
Eto izao dia hitantsika ny fora-zaza faobe izay natao t@ volana jolay ity teny amin'ny Centre mĂ©dical Étoiles SantĂ© Mahajanga bĂ© akaiky ny Havana.
Mino izahay fa efa sitram-pery avokoa izy ireo ary homban'ny firariantsoa ihany koa 🙏.

PCMM - Section Mahajanga 21/06/2017

PCMM - Section Mahajanga PCMM- Plateforme des Cadres Musulmans de Madagascar- section provincial de Mahajanga.

18/02/2017

Le Prophète (Ű”Ù„Ù‰ Ű§Ù„Ù„Ù‡ Űčليه ÙˆŰłÙ„Ù…) a dit :
« S’il t’arrive quelque chose, ne dis pas : “Si j’avais agi autrement, il en serait ainsi et ainsi”, mais dis plutôt : “C’est la volonté d’Allah, Il fait ce qu’Il veut” ».
{Sahih Muslim, t.8 p.256 n°2664.}

16/02/2017

Ubay Ibn Ka’b a dit:
« Attachez-vous au Coran et Ă  la Sunna, car pas un serviteur ne chemine sur la voie du Coran et de la Sunna, puis mentionne AllĂąh et pleure par crainte d’AllĂąh, sans qu’il soit interdit au Feu de le toucher. »
‱ Source : [AbĂ» DĂąwĂ»d dans « Az-zuhd » p.199]

Want your organization to be the top-listed Non Profit Organization in Majunga?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Majunga