Fitahiantsoa Apart

Fitahiantsoa Apart

Share

30/04/2026

Nafinaritra kely indray ny fitsangatsanganana tany Mahajanga 🫶

24/04/2026
Photos from Fitahiantsoa Apart's post 24/04/2026

Miverina an-tanindrazana ve ianao ary te-hikarakara fotoana mahafinaritra miaraka amin’ny fianakaviana na namana?
Ity trano ity no toerana mety indrindra handraisana anareo, amin’ny filaminana sy tsy hanakorontana ny hafa.

Ny misy ato aminay :
• efitra fatoriana 3 malalaka tsara
• lakozia misy fitaovana rehetra
• efitra fandroana malaka tsara
• terrasse roa malalaka mirefy 25 m² sy 80 m², mety tsara hanaovana fialam-boly na fivoriana kely.

Afaka ampianay tsara ny fikarakarana ny tsakitsaky rehetra.

Eo amin’ny 2 minitra monja miala ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato no misy azy, ka mampifangaro fahazoana aina, fahatsorana, fahatoniana ary fahafahana miditra mora.

Na ho an’ny fianakaviana na ho an’ny fialan-tsasatra am-pilaminana, dia natao ho an’ny fahasambaranao ity toerana ity.

-------
Vous revenez au pays et souhaitez organiser un moment convivial en famille ou entre proches ?
Notre appartement est l’endroit idéal pour vous accueillir, en toute tranquillité et sans déranger vos proches.

Profitez de :
• 3 chambres confortables
• une cuisine équipée
• une salle de bain
• deux terrasses spacieuses de 25 m² et 80 m², parfaites pour vos moments de détente ou vos petites réceptions

Nous pouvons vous accompagner efficacement dans l’organisation de toutes les collations / du buffet.

Situé à seulement 2 minutes de l’aéroport international d’Ivato, notre appartement allie confort, simplicité, accessibilité et intimité.

Que ce soit pour un séjour en famille ou en toute discrétion, tout est pensé pour votre bien-être.

Photos from Fitahiantsoa Apart's post 24/04/2026
07/04/2026

Joyeuses Pâques à toutes et à tous.
Petite escapade de Fitahiantsoa à Ampefy !

Photos from Fitahiantsoa Apart's post 16/01/2026

🏡 Location de courte durée – Appartement à Mamory Ivato
À seulement 2 minutes de l’aéroport international d’Ivato, profitez d’un appartement spacieux et entièrement équipé, idéal pour un séjour confortable et serein.

Salon convivial, chambres élégantes, décoration soignée, dans un cadre calme avec vue imprenable sur le lac Mamamba.

Peut accueillir 02 à 08 personnes.

Confort, simplicité, tranquillité et accessibilité réunis.
📲 N’hésitez pas à nous contacter via WhatsApp (+261 34 21 919 01) ou en message privé.
-----
🏡 Fanofana mandritra ny fotoana fohy – Trano fonenana ao Mamory Ivato
2 minitra monja miala ny Seranam-piaramanidina Iraisam-pirenena Ivato, manolotra trano fonenana malalaka ary efa misy ny fitaovana rehetra, mety tsara ho an’ny fijanonana milamina sy ahazoana aina.

Efitrano fandraisam-bahiny malalaka afaka ilalaovan'ny mpianankavy, efitra fatoriana tsotra nefa kanto, ao anaty tontolo mangina miaraka amin’ny fijerena mahafinaritra ny farihin’i Mamamba.

Mahazaka olona 2 hatramin'ny 08.

📲 Aza misalasala mifandray aminay amin’ny WhatsApp (+261 34 21 919 01) na hafatra manokana (MP).

Want your business to be the top-listed Realtor/realty Service in Ivato?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Mamory Ivato
Ivato
105