Exotika2.0
Défilé de mode kely néon tanitchtys😅😍
Io no atao oe crevette coureur de jupons 🤦🏼♀️😂 efa voaenjika doholy ireo noir rehetra reo🤧
Zao no fomba ray hahafatarana oe iza no male dia iza femelle amizareo🎊✨ izay mahatsara kokoa anizareo maromaro no miaraka alaina amizay sur oe tsy maintsy misy couple ao 🫂
Fa avy eo kosa reo tonga dia feno zanany amizao an ☺️ crevette olona andeha ho livrena ireto sendra azo video 😆
04/05/2026
Ho be geste indray ry kiala manja anareo fa hahazo pot transparent stylé be 😍✨
Niova ny poziny dia misy goaka kely koa ny sisiny amizay aéré tsara ny fakana voninkazo nareo 🤗🌬️
Tsy voatery orchidée ihany no atao aminy fa afaka ambolena voninkazo rehetra izy 🪴🌱
Sady mora kokoa ny suivi @ fakany sy fitombon'ny voninkazo anaty pot transparent ❤️
✨PM : 4500 ar 0.8L
✨MM : 6000ar 1.3L
✨GM : 8000ar 2L
Ps : efa @ sary ny refin'ilay pot dia ngeda kokoa noho ilay pot transparent taloha ireto vaovao ireto 🤗
🏬Boutique : ivato rond point bani route vers tsarasaotra exotika
☎️ 034 76 994 62
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Opening Hours
| Monday | 08:15 - 17:00 |
| Tuesday | 08:15 - 17:00 |
| Wednesday | 08:15 - 17:00 |
| Thursday | 08:15 - 17:00 |
| Friday | 08:15 - 17:00 |
| Saturday | 08:15 - 17:00 |