Liverpool Fans - Madagascar

Liverpool Fans - Madagascar

Share

13/08/2024

β˜ŽοΈβœ“ π™ˆπ™€π™π˜Ύπ˜Όπ™π™Š :

❌Tsy marina ny vaovao miparika fa hifindra any amin'ny Manchester City i Luis Diaz.

❌Ny Klioba ny Liverpool sy Manchester City dia samy mandà fa tsy misy io fifanarahana ho an'i Luis Diaz io taorian'ny vaovao bedebe niparitaka.

Tsy mikasa ny hivarotra an'i Luis Diaz i Liverpool ary manantena isika fa hijanona ao amin'ny Klioba izy.

[Β© Fabrizio Romano]

πŸ”΄.

04/04/2024

βœ“ 𝕄𝕀𝔽𝔸ℝ𝔸ℕ𝔸 ℕ𝕐 𝕃𝔸𝕃𝔸O
Naresy tamin'ny isa 3-1 isika tamin'ny lalao izay nifanandramana tamin'ny Sheffield izay lalao faha 30 ao aminin'ny Premier
Izay baolina matin'i Nunez⚽, McAllister ⚽,Gakpoβš½πŸ›‘

πŸ”΄.

04/04/2024

Mi-temps Liverpool vs Sheffield πŸ›‘

YNWAπŸ›‘πŸ”₯

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ivato?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Ivato