Association Arohasina
17/06/2026
🌿 Ary raha mianatra mikolo fiadanana indray isika?
Fantatsika rehetra io fitsipika volamena io hoe : "Ataovy amin'ny olona izay tianao hataon'ny olona aminao."
Saingy eo amin'ny fiainana andavanandro, rehefa miakatra ny hatezerana, dia mora ny manadino izany.
Kanefa ny fisorohana ny fifandirana dia matetika tsotra kokoa noho ny fiheverantsika azy :
👉 Ny mijanona dimy segondra alohan'ny hamaliana raha tezitra
👉 Mametraka fanontaniana aloha hoe : "Raha izaho no eo amin'ny toerany, dia ahoana no tiako ho namaliana ahy?"
😉Andramo anie ireo manomboka izao e!, Dia ho hitanao fa manomboka aminao marina ilay fiadanana katsahinao isanandro.🕊️
11/06/2026
🙌Tanora mikatsaka fandriampahalemana!
Nandritra ny fikaonan-doham-paritry ny tanora tato Mahatsiatra ambony ny 09 sy 10 jiona dia voasolo tena sy nandray anjara mavitrika ny Arohasina.
✅Zo ny hiteny sy haneho hevitra ka nandraisina andraikitra tamin'ny alalan'ity hetsika goavana hoan'ny tanora ity.
06/06/2026
05 jona 2026|Andro Irasimpirenena ho Tontolo iainana|
🎉Nomarihina omaly ny fankalazana izany Andro manerantany izany, Ary isika ato amin'ny fikambanana koa dia anisana nankalaza izany.
🎯 Ny fananana tontolo iainana madio sy mahasalama rahateo dia anisany tanjony fikambanana, satria dia zo iombonana izany.
____________
Tontolo iainana madio,fahasalamana azo antoka... Manan-jó ny hisitraka tontolo iainana madio isika... Satria antoky fahasalamana iraisana!
28/05/2026
🚨📢🚨MANDRAY MPIKAMBANA VAOVAO IZAHAY!!
👉Tanora 18 taona noho ny mihoatra ve ianao?
👉Liana amin'ny fiarovana Zon'olombelona sy ny fandriampahalemana?
👉Te hiara hikatroka amina ekipa mavitrika ao anaty fivoarana mankany tsaratsara kokoa?
👉Maniry hitady na hampitombo traikefa?
Hararaoty ary fa natao hoanao indrindra ity fandraisanay mpikambana vaovao ity!!
--------------------------------
📌Tongava eny amin'ny biraon'ny DRJS ambalapaiso amin'ny Sabotsy faha 30 ny volana may ity, amin'ny 09ora.
☎️ Miantsoa na mandefasa hafatra amin'ny laharana 038 66 496 20 raha mila fanazavana fanampiny.
🚨📢🚨MANDRAY MPIKAMBANA VAOVAO IZAHAY!!
👉Tanora 18 taona noho ny mihoatra ve ianao?
👉Liana amin'ny fiarovana Zon'olombelona sy ny fandriampahalemana?
👉Te hiara hikatroka amina ekipa mavitrika ao anaty fivoarana mankany tsaratsara kokoa?
👉Maniry hitady na hampitombo traikefa?
Hararaoty ary fa natao hoanao indrindra ity fandraisanay mpikambana vaovao ity!!
📌Tongava eny amin'ny biraon'ny DRJS ambalapaiso amin'ny Sabotsy faha 30 ny volana may ity, amin'ny 09ora.
☎️ Miantsoa na mandefasa hafatra amin'ny laharana 038 66 496 20 raha mila fanazavana fanampiny.
19/05/2026
👉Andao hotoherina ny KOLIKOLY
16/05/2026
☺️La beauté du vivre-ensemble, c’est d’accueillir l’autre tel qu’il est.
Apprenons à cultiver l’écoute🦻, le respect et la reconnaissance🤝, sans distinction de race, de sexe, de langue ou de religion.
💫 Et vous, qu’est-ce qui vous aide à créer du lien au-delà des différences
14/05/2026
🤝🇨🇵Arohasina tient à exprimer sa chaleureuse reconnaissance au SALO (Southern African Liaison Office) pour l’avoir invité, par l’intermédiaire de notre Présidente, à participer en tant que panéliste sur le thème : « La crise démocratique à Madagascar et ses implications régionales pour la solidarité de la SADC ».
🤝🇺🇲Arohasina would like to convey his heartfelt appreciation to SALO (Southern African Liaison Office) for the invitation extended via our President to participate as a panelist on the topic: “Madagascar’s Democratic Crisis and Regional Implications for SADC Solidarity".
Join us tomorrow, 14 May, for a multi-stakeholder dialogue: Madagascar's Democratic Crisis and Regional Implications for SADC Solidarity.
Hosted by the Southern African Liaison Office (SALO)
⏰ Time: 10:00 – 12:00 CAT
📍 Location: Online (Zoom)
🔗 Register here: https://us06web.zoom.us/meeting/register/JBblXIp6So64uVEB7hea4Q
Speakers:
· Marie Estelle Andriamasy, President of the National Council of Women in Madagascar
· Erico Randriarimalala, National Coordinator of the Youth, Peace and Security Coalition
· Kennedy Vivaldine Peresse Fitiavanjanahary, President of Aro Hasina
Respondent:
Munjodzi Mutandiri, Senior Programme Adviser, SALO
Please share this post and repost within your networks
11/05/2026
🗣️FANOKAFANA AMIN'NY FOMBA OFISIALY NY FIKAONAN-DOHAM-PARITRY NY TANORA ETO MATSIATRA AMBONY
Tonga nanotrona sy nanome voninahitra ny hetsika lehibe notanterahina teto amin'ny lapan'ny faritry matsiatra ambony anio ireo solontenan'ny tanora avy ato amin'ny Arohasina.
Ny Arohasina dia mandray anjara hatrany amin'ireo andraikitra sy ny lamina hiatrehana ity fotoan-dehiben'ny tanora ity, fa indrindra mijoro hatrany hoan'ny fampiroboroboana ny fandriampahalemana sy hoan'ny fampandrosoana maharitra ny faritra Matsiatra ambony.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
301