Milky Time
06/03/2026
🥵 Eh, MAFANA VE NY ANDRO 🥵
TONGA ATO Milky Time isaha ampitan'ny Chez Meva.
🥰 Yaourt maison TSA mitapoka io ra ona 🥛
MATAVY SOA Ummmm 😋😋😋😋
🧊TONGAVA MARO LEHY MAFANA FA MAHAZO FAFINY RO MANGATSIATSIAKA ANAO E 🧊
==> SADY MORA BE 😱😱😱😱😱😱😱🔥
MISY KOA ny ronoko velona @ vidiny mora 3 000 Ariary madigna ny vidiny litatsa .😱😱😱
Araraoty fa de raha malaky lany an moa an!!!
Milky Time 🐄🥛🥰 MAMPIREVY ANAO 😉
25/12/2025
Mirary christmas sambatra hoantsika rehetra 🧑🎄
10/11/2025
💢 ARARAOTY, ARARAOTY FA ATAOTSIKA MIRARY DIA MIRARY MITAHA 'NY HAFA FONA NENTSIKA PRIX POULET DE CHAIR ...😉
============13 700Ariary / kg ===========
TONGAVA MARO E 😱😱😱😱🥰🥰🥰💚💚💚
Afafi Développement , Milky Time
25/06/2025
💢 ARARAOTY, ARARAOTY FA ATAOTSIKA MIRARY DIA MIRARY MITAHA 'NY HAFA FONA NENTSIKA PRIX POULET DE CHAIR ANKATOKIN'NY FETY IZAO...😉
============15 500Ariary / kg ===========
TONGAVA MARO E 😱😱😱😱🥰🥰🥰💚💚💚
Afafi Développement, Milky Time
06/06/2025
😱ARARAOTY ...ARARAOTY ...FA PROMOTION PENTECÔTE IZAO hoany poulet 🐔 de chair 💥
________ 😱12 000 Ar kg 😱 _______
Afafi Développement , Milky Time, Follower, Bio à la Une, Twodi We Shall Overcome
03/06/2025
💢 😱😱😱🙈🙈 Promotion bé hoantsika , tsy natao 13 000Ar intsony ny kg ny poulet de chair ato Milky Time akaikin'ny fety Pentecôte izao dia natao😱 12 000Ariary 😱ny kg Poulet de chair.🍗
______________Tongava Maro e !_______________
30/05/2025
27/05/2025
💢 Ireto ary ny zava-misy ka manasa anao hanjifa
✅ Milky Time PM : 800 Ariary
✅ Milky Time GM : 1 200 Ariary
✅ Poulet de chair : 13 000Ariary / kg
✅ Mortadelle : 4 000 Ariary =>100g
📌 Lieu : Isaha ampitan'ny Chez Meva (immeuble Afafi).
🙋Tongava Maro eMilky TimeimeAfafi Développementent
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Fianarantsoa
301
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 18:30 |
| Tuesday | 08:00 - 18:30 |
| Wednesday | 08:00 - 18:30 |
| Thursday | 08:00 - 18:30 |
| Friday | 08:00 - 18:30 |
| Saturday | 08:00 - 18:30 |
| Sunday | 09:30 - 12:00 |