Erlys Rakotoniaina

Erlys Rakotoniaina

Share

12/04/2026

Ento lavitra aho Jesoa, fa hanaraka anao 🙏🏻🤍

10/04/2026

👑𝗩𝗲𝗵𝗶𝘃𝗮𝘃𝘆 𝗠𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗩𝗮𝗹𝗲𝘂𝗿 🌸

1⃣Tsy manaiky ho tsindriana na tsy hajaina, fa mahay mijoro sy mendrika ny fanajàna. 🙏🏻

2⃣Miasa am-pahatsorana sy matihanina, tsy mila miseho be, fa ny vokatra no miteny. ✅

3⃣Mampivelatra ny tenany hatrany, mianatra sy manatsara fahaiza-manao.🧠

4⃣Tsy mitady fitiavana amin’izay tsy manome lanja azy. 🤌

5⃣Mahay mametra fetra, tia nefa tsy manaiky ho simba na harary fo foana. 💘

6⃣Tsy mihazona olona amin’ny tahotra ho very, fa misafidy izay mendrika azy. 🤍

7⃣Tsy manaraka ny fomban’olona rehetra, elle a ses propres valeurs et principes. ✨

8⃣Mahay mifidy ny olona akaiky azy, satria fantany fa zava-dehibe ny tontolo manodidina.

9⃣Tsy mitady ho tian’ny rehetra, fa miezaka ho tena izy sy marina amin’ny tenany. 🤗

🔟Mahalala ny lanjany, ka tsy manaiky ho ambanin-javatra na amin’inona na amin'inona.

👑👱‍♀️Une femme de valeur n’a pas besoin de le dire… ses actes parlent pour elle ❤

Modèle photo 📷 : Athenais

07/04/2026

Aminn'ny fiainana no ahazahoana ny fahaiza-manao ✅

05/04/2026

" Tsy ato Izy, fa efa nitsangana araka izay nolazainy. Avia ka jereo, fa teo no toerana nametrahana ny Tompo ".

Matio 28:6

03/04/2026

Mentionneo izy na Sorato ao amin'ny Commentaire 💬 👇🏽

01/04/2026

𝗠𝗶𝘁𝘀𝗮𝗻𝗴𝗮̀𝗻𝗮 𝗳𝗼𝗮𝗻𝗮 ✊🏽⚔️

Misy andro hahatsapanao ho torotoro.
Misy alina handriana nefa tsy hahita torimaso.
Misy fotoana hieritreretana hoe… “𝗙𝗮 𝗻𝗮𝗵𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗵𝗼 𝗻𝗼 𝗺𝗯𝗼𝗹𝗮 𝗺𝗶𝗮𝗱𝘆?”

Fa na dia lavo imbetsaka aza ianao, na dia reraka aza ny vatanao, na dia feno ratra aza ny fonao… dia mbola misy hery kely ao anatinao miteny hoe : “𝗠𝗶𝘁𝘀𝗮𝗻𝗴𝗮̀𝗻𝗮 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆.”

Isaky ny mifoha ianao dia manaporofo fa mbola tsy resy.
Isaky ny manohy ianao dia mandresy ny tahotra sy ny fisalasalana ao anatinao.

🙅‍♂️Tsy mila lavorary ianao.
🙅‍♂️Tsy mila matanjaka foana ianao.
✅Fa mila tsy manaiky ho resy fotsiny.

🙏🏻Partageo raha tianao ity hafatra ity 📎

Photos from Erlys Rakotoniaina's post 27/03/2026

“Ny ezaka kely anio dia fototra lehibe ho an’ny fahombiazana rahampitso.”🙏

☺️Indraindray dia mety ho kely ny dingana ataontsika androany, mety ho tsy hita avy hatrany ny vokatra. Saingy ireo ezaka madinika ireo no mametraka fototra mafy ho an’ny hoavy mamiratra.

✅Miasa tsikelikely, miezaka isan’andro, ary matokia fa ny fahombiazana lehibe dia vokatra avy amin’ny ezaka tsy mitsahatra.

Bioénergie
IED

📸Fitia Randria

25/03/2026

Ny ady efa natomboka, tsy maintsy faranana ✊

12/03/2026

⚠️FAMPAHAFATARANA

Ampahafantarina ianareo fa nahemotra ny formation CV Pro izay tokony ho atao rampitso 13 Mars 2026, noho ny programa tsy nampoizina.

📅 Daty vaovao : 17 Mars 2026
⏰ Ora : 18h00 – 20h00 (en ligne)

Misaotra amin'ny fahatsapatsika.

06/03/2026

Ny ezaka atao anio dia hitondra vokatra lehibe rampitso ✊🏽💎

02/03/2026

Tsy maintsy handresy ✊🏽💎

01/03/2026

N'abandonne jamais 💪🎯

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Address

Fianarantsoa
301