RMJ Bio MG

RMJ Bio MG

Share

08/07/2025
08/07/2025

TOLOTRA ASA
RMJ BIO MG dia mandray olona mazoto hiasa, vonona hanao déplacement izay andefasana azy arakaraka ny toerana alefan’ny orinasa.

📍 Toerana iasana: Faritra rehetra manerana ny Nosy
🎓 Fepetra:

Manana diplôma BACC farafahakeliny

Vonona sy disponible amin'ny toerana handefasana azy

Mazoto, matotra ary azo itokisana

📄 Antontan-taratasy ilaina:

CV (Curriculum Vitae)

Lettre de Motivation (LM)

Photocopie diplôma

📞 Raha liana na mila fanazavana fanampiny dia antsoy mivantana ny laharana:
👉 038 33 639 68
(Tsy mamaly hafatra miafina izahay.)

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Website

Address

Amponenana
Fianarantsoa
301