Tanora Mandroso

Tanora Mandroso

Share

05/11/2023

Amin'ny Alatsinainy izao amin'ny 08 ora alina no handeha amin'ny TVM sy ny RNM ny adi-hevitra voalohany karakarain'ny CENI hifanandrinan'ny Kandida Andry Rajoelina, ny Kandida Sendrison Raderanirina sy ny Kandida Siteny Randrianasoloniaiko.

01/11/2023

Toy izao ny TOMBANA mikasika ny fandaniana nataon'ireo kandidà manao fampielezan-kevitra sy hetsika politika navoakan'ny Transparency International Initiative Madagascar :

Fandaniana fototra, tsy misy ny karaman'ny artista mpihira na mpanentana, niainga tamin'ny :

Hofana angindimby sy fiaramanidina
Akanjo/elo/kasikety/fehitenda/koveta....'
Hofana fiarakodia
Hofana fanamafisampeo sy haingon-tsehatra
Doka amin'ny haino vaky jery

Tomban'ny vola lanin'ny kandidà :

⭕ Andry Rajoelina - Kandida n°3 :
3 200 609 220 Ariary

⭕Daniela Raderanirina - Kandida n°11: 28 043 036 Ariary

⭕ Siteny Randrianasoloniaiko Kandida n°13 : 2 898 765 600 Ariary

⭕ Vondron'ireo Kandidà 10 :
1 133 800 000 Ariary

Rédaction ©️ Chasse-info

Photos from Tanora Mandroso's post 31/10/2023

Mendrika izy
Tsy hisy havita mandrakizay ny zava-bitany🫡
Feno ny maha mpanao baolina kitra matihanina azy
Ireo milaza fa tsy mendrika izy na koa milaza fa tsy mahay baolina izy, milaza fa kolikoly ny nahazoany ireny rehetra ireny dia olona mpijery résumé sy comm’s,pub ,tantaraina fa tsy mandalina ny Lalao nataony hatramizay .
Tapitra.
📣Antonio JL

Want your establishment to be the top-listed Bar/pub in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Fianarantsoa