Fa.Na.La

Fa.Na.La

Share

Photos from Fa.Na.La's post 04/08/2025

04/08/25:
Fampiofanana technicien Kajaha (basket compost manioc), Ireo tantsaha mpikambana FaNaLa ato Alakamisy Ambohimaha no nisitraka izany:
-technique en quinconce 🌿🌱🌿🌱🌿

Photos from Fa.Na.La's post 03/08/2025

-Fanokafana lalao baolina kitra vacance tao @ commune Safata anio 03/08/25 (tournoi karakarainy Association FaNaLa), Nanokatra ny lalao androany ny équipe Central # Tambohomandrano,
-Notaterahan'ny FANALA androany ihany koa ny loka surprise izay efa napanatenainy hoe hatolotra ny nahazo ny fandresena t@ tournoi teo aloha.

Fa Na La

Photos from Fa.Na.La's post 28/03/2025

Tsy aritray ny tsy hizara ireto rakintsary vitsivitsy azonay nandritra ny fankalazana ny andron'ny vehivavy, 💥👯💃💃🧑‍🎤🧑‍🎓
Ato amin'ny district ny Lalangina hatrany isika, fa androany 28/03/2025 ny tao rural sahafata no nankalaza izany.
-Nandray anjara t@fakalazana izany ny Association FaNaLa ,
- Ary nanambara : ciment, sôgrace, loko hanatsarana ny tranony vehivavy ao antoerana.

Eto ihany koa no amerenana ny fiarabana sy firariantsoaa hoan'ny vehivavy rehetra,
Ny fanala dia faly mampahatsiahy fa ny Andro rehetra mandavataona dia "Andron'ny vehivavy hatrany" koa sahia mijoro,
Dia mirarisoa anao sy ny akohonanao ny Fa.Na.LaFa.Na.LaLaFa Na Lamiaingia dia miara-mandroso..."

Photos from Fa.Na.La's post 26/03/2025

Ankafaliana sy ampitiavana no nanoloran'ny Fikambanana FaNaLa: hoan'ny joueur iray ao rural Safata: Forêt.
_Izay narahana fiaraha misakafo🎊😊
N'y FaNaLa moa dia tsy mitsahatra, fa miezaka hatrany hanatratra ny antompijoroan'ny Fikambanana dia ny:
-Fiarovana ny tontolo iainana
-fampiroborobiana ny fambolena sy ny fiompiana
-fiarovana ny zon'olombelona
-fanomezan-danja ny zon'ny vehivavy
-fanomezana sehatra ny tanora

"Miara_miaingia dia miara_mandroso,
Fadiana ny mitsitokotoko"🎊

Fa Na La

Photos from Fa.Na.La's post 03/11/2024

Tsy voandingiana Safata fa tagny no tena niandohana an.
Faka tahaka hoan'ny rehetra satria taorian'ny fampiofanana nomen'ny FaNaLa dia nanapakevitra hatrany hiditra amin'ny fampiharana ny mponina vonona hanatevina ny FaNaLa tao Sahafata. Dia izao efa nahavita PÉPINIÈRES:
café 2kg sy kininina 2kp, ary ananambo 1kg izao.
Nivatsian'ny FaNaLa maimaipoana moa ireo masomboly ireo, Ary Mbola notohanana ara tekinika aram_pidinana ifotony ihany koa tamin'ny fanamboarana ny taninjanakazo.
Lasa izao FaNaLa👏👏👏🌧️

Photos from Fa.Na.La's post 02/11/2024

Netsika avy dia asa fa tsy kabary.
Raha Iverenana ny tanjon'ny FaNaLa hampiroborobo n'y tontolo ambanivohitra amin'ny akabobeny; hoan'ny fanomezantsehatra n'y fambolena sy ny fiompiana, ny Tontolo iainana hoarovana sy hoarenina; Ny Tanora , ny vehivavy, n'y Zon'olombelona hoarovana sy homena sehatra.
Nohoentina nanombohana ny volana Novambra ity ny fidinana ifotony; nanomezana fiofanana maimaipoana ireo Tatsaha.

Voakasika voalohany t@izany ny tao Alatsinainy Ialamarina : Nahazo Fampiofanana fiompiana Trondro.
Téo Ihany koa ny Alakamisy Ambohimaha:
Nisitraka Fampiofanana Famokarana Zanakazo.
Abonnez-vous au page Fa.Na.Laa.
Mbola Maro ny Hifampizarana, tsy misy Miala EO Raha tsy Tratra ny tanjona: Lalangina mandroso sy miaramientana.

Want your organization to be the top-listed Non Profit Organization in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Lalangina
Fianarantsoa