MCS Entertainment

MCS Entertainment

Share

08/04/2026

🎉 Arahabaina ! 🏆
Ianao no mpandresy lehibe tamin’ny JEU CONCOURS SHOOTING GRATUIT 📸

Voahajanao avokoa ny fepetra rehetra : efa abonné amin'ny page, naneho commentaire, nanao partage, ary ny commentaire-nao no nahazo "J’adore" betsaka indrindra ❤️
Noho izany dia mahazo shooting photo GRATUIT atolotry ny MCS Entertainment ianao. Misaotra an'ireo rehetra zay nandray anjara!

Misaotra tamin’ny fandraisanao anjara sy ny fanohananao ny pejy Jedy Ramaroson

Photos from MCS Entertainment's post 02/04/2026

JEU CONCOURS - SHOOTING GRATUIT 📸

Te hanao shooting pro ve ianao ? MCS Entertainment manome shooting photo GRATUIT ho an’olona iray 😍

👉 Pour participer :

✅ Abonnéo ny page "MCS Entertainment"
✅ Asio j'adore ity publication ity
✅ Commenteo hoe: " MCS Intertainment " mentionnéo ny namana!
✅ Partageo en mode public

💖 Izay commentaire mahazo "J’adore" betsaka indrindra no mandresy !

⏳ Durée : 1 semaine
📍 Lieu : Fianarantsoa
🏆 Annoncé eto amin'ny page ny résultats amin'ny (Mercredi 08 Avril)

Bonne chance daholo !

Photos from MCS Entertainment's post 27/04/2025

🩵MISS ET MISTER EMIT 2025 🩵
Partie II EmiHôtesse MCS Entertainment

Photos from MCS Entertainment's post 27/04/2025

🩵MISS ET MISTER EMIT 2025 🩵
Partie I MCS Entertainment EmiHôtesse

Want your business to be the top-listed Photography Service in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address

Fianarantsoa
301