Fianar Polyglot Language Center

Fianar Polyglot Language Center

Share

Photos from Fianar Polyglot Language Center's post 11/06/2026

HANOMBOKA NY COURS DE VACANCES
✓COURS D'ANGLAIS PARLÉ
MIARAKA @ I Mr Roussel
✓Efa nampianatra ny teny Anglisy Taona maro, manomboka ny Taona 2010, ka feno traikefa aminy fampitana sy famolahana ny fahaizana miteny Anglisy (American-British)
✓Efa Nanao ny asa fandikana Teny,
✓Mpampinatra, mpampiofana ny mpampiofana ny teny Anglisy American (American English Trainer of trainers) no-certifié ny US Embassy
✓Manana ny TESOL avy @ UMBC (University of Maryland Baltimore county) open course program
✓ENGLISH FOR KIDS:SPÉCIAL HO ANY ANKIZY 8 TAONA NO MIAKATRA
✓ENGILSH FOR ALL: 13 TAONA NO MIAKATRA, MPIANATRA, MPIASA,

******TOMBONY HO ANAO:
✓✓MR ROUSSEL MIVANTANA NO MAMPIANATRA ANAO
✓✓NY SARAM-PIANARANA DIA NATAONAY ZAKAN'NY REHETRA
✓✓EFA VOARAKITRA ANATY BOKY NY PROGRAMA , MAHAZO BOKY ,AUDIO, VIDEO , PODCAST NY MPIANATRA
✓✓MITENY, MANORATRA, MIHAINO ARY MAMAKY NY TENY ANGLISY
✓✓FIANARANA MAMPIASA NY MULTIMEDIA
✓✓MAHAZO WI-FI GRATUIT NY MPIANATRA HANAMAFISANY NY FIKAROHANA, HANATSARANY NY FAHAIZANY
✓✓FAMPIOFANANA AMIN'NY FITENENANA AMPAHIBEMASO(PUBLIC SPEAKING SKILLS)
✓✓EXAMEN ORALE, ÉCRIT+CERTIFICAT+SORTIE DE PROMOTION
***FIDIRANA:03 Juillet, 10 Juillet, 31 Juillet 2026
***TOERANA: FANOVO ANTARADOLO ampitany tsena hafakely -MADVISION ANTADY
* "MIANTOKA NY FAHOMBIAZANAO IZAHAY (WE GUARANTEE YOUR SUCCESS".
*MIARAKA AMINAY:
" TSY CERTIFICAT FOTSINY NO AZONAO, FA NY TENA FAHAIZANA MITENY ANGLISY MALAMA TSARA,AMIM-PAHATOKIANA SY AMIN'NY FOMBA MAHOMBY IANAO"
MISORATA ANARANA MALAKY!!
MR ROUSSEL

02/06/2026

Rentrée:03 Juillet
prof:Mr Roussel

Photos from Fianar Polyglot Language Center's post 12/05/2026

EVENING COURSE
Action speaks louder than words!
We guarantee your success
Fianar Polyglot Language Center
Stony Piel Ci

Want your school to be the top-listed School/college in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Fianarantsoa