MP Chatbot - Transport

MP Chatbot - Transport

Share

08/09/2025

𝐉-πŸ”, 𝐞𝐟𝐚 𝐀𝐞π₯𝐲 𝐬𝐒𝐬𝐚 πŸ₯³πŸ”₯
✨ Aleo resahana kely ilay 𝐏π₯𝐚𝐜𝐞𝐬 π•πˆπ
πŸ‘‰ Inona avy moa no mampiavaka ilay VIP @ le 14 io?
βœ”οΈ π“π¨πžπ«πšπ§πš 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐒𝐧𝐝𝐫𝐒𝐧𝐝𝐫𝐚 – ahafahanao mijery tsara sy mankafy tsara ny spectacle.
βœ”οΈ 𝐁𝐨𝐒𝐬𝐬𝐨𝐧 𝐏𝐌 𝐦𝐚𝐒𝐦𝐚𝐒𝐦-𝐩𝐨𝐚𝐧𝐚 – avy hatrany rehefa miditra, efa misy zava-pisotro miandry anareo ao.
βœ”οΈ Fa ny tena goavana: ianareo VIP no manana chance betsaka kokoa 𝐑𝐚𝐑𝐚𝐳𝐨 𝐒π₯𝐚𝐲 π₯𝐨𝐭 𝐯𝐨𝐚π₯𝐨𝐑𝐚𝐧𝐲 πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐟𝐒𝐬𝐚𝐫𝐒𝐑𝐚𝐧𝐚! 🎁
Ary mety mbola hisy surprises hafa koa a !
πŸ‘‰ Efa kely sisa io toerana io fa vonjivonjeo a. Ety Isaha ampitan’ny CollΓ¨ge RenΓ© Cassin no mividy ho an’izay tsy mbola nahazo.
Offisialy/ Rayn’ve/ Kezia/ Fitiavana La voix d’or/ Zoky Innocent/ La Precis-sound/ Yas Madagascar

Want your business to be the top-listed Autos & Automotive Service in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Rue Rakotozafy Alphonse/Lot Villa Papringo Isaha
Fianarantsoa
301