Antsa Rakotoarison

Antsa Rakotoarison

Share

11/06/2026

😘PAUL ISMAEL, Tanoran'ny Lalangina no lany Filohan'ny Filan-keviparitry ny Tanora Matsiatra Ambony.

Miarahaba sy mirary soa anao President, hahatontosa ny adidy aman'Andraikitra iantsororahana

Photos from Antsa Rakotoarison's post 04/06/2026

🙏 FISAORANA SY FANKASITRAHANA NO ATOLOTRAY NY VAHOAKAN'NY FIANARANTSOA NAMALY NY FANASANA.
🙏 Isaorana manokana
- Ny manam-pahefana nanome alalana
- Ny Tarika ROSSY
- Ny mpanohana ofisialy Tsivahiny spirit
- Ny mpiaramiasa nandritra ny hetsika:
🎈Biobella Mada eo Anjoma
🎈Papier Plus Ampasambazaha
🎈Yas Madagascar
🎈Giraffe Fripperie eny Tambohobe
🎈Hotel Restaurant Zomatel
- Ireo Haino aman-jery rehetra niara-nisalahy
- Ireo ekipa mavitrika:
♦ Scanneurs de billet, Hotesses et Hote FDSP, NGITA KA MANJA, Responsable invitation. CAMEL
♦ DJ Natolotra et Animateur Hermann
♦ Artistes locaux: AYDAN BOY, AMKAYNO ZICOSTARAY, JOUVEZO, SISTER DANCE
♥ Ny ekipa COM rehetra indrindra ny facebooker tarihin'i Dominique Gilberto Safidiniaina sy Prisca Razanakolona

- Ireo Mpikambana rehetra ato , indrindra ny ZONE SUD.

Ny ARIVO LAHY TSY MATY INDRAY ANDRO. Mirary soa antsika aby

📷 iphone Mamiarisolo

Want your school to be the top-listed School/college in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Fianarantsoa
301