Larry Nails
01/03/2026
Bague nails avec strass π
β₯
# pose vernis sur ongle naturel π
14/02/2026
SpΓ©cial st Valentin π
π₯°β₯
Manaova fety sambatra daholo ki aπ₯°π
Nathalie Ra tsy atahorana hiala teo zao io androany hariva ππ
14/01/2026
15 min fotsiny anie hoa raha ela indrindra de vita eeeeeπ
Aleo hazavaiko tsara amin'izay ary ilay izy : Hoanareo ilay maika na be zavatra atao na izay tsy manana fotoana hiandrasana tour dia mety aminareo mihintsy ity fikafika iray ity.
Alefanao aty ilay modΓ¨le hataonao sy ny andro maha afaka anao hametahana azy dia tonga dia amboariko ilay izy dia mametaka fotsiny ianao rehefa tonga aty, 15min eo de vita ilay izy, tsy misy hoe sao dia tsy maina tsara sns.... fa izy vao vita petaka dia afaka mody amin'izay π
Fanamarihana , Faux ongle ihany no mety atao anio Γ π
i Nathalie Ra tsa manampotoana lava izao fa mivarotra π
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
301