FP - Fianar Praise

FP - Fianar Praise

Share

Photos from FP - Fianar Praise's post 15/02/2025

Isaorana Jesosy fa tanteraka androany ny Fiarahabana tratran'ny taona Vaovao hoan'ny Fianar Praise😍🎊

Mirary soa atsika aby amin'ity taona Vaovao ity🎉🙏

06/08/2024

TSY HIALA AM'I JESOSY✨

Na ho mamy na mangidy izay rehetra miseho ety
'Zaho dia tsy miala Aminao Jesosy ô!
Tsy hataoko hampihemotra ahy raha ireo fahavalo fa ny tanjoko ho anilanao
Fahoriana Hafaliana Ianao tsy niala ahy fa teo foana Ianao hatrizay Jesosy ô!
Nahitako Fahasambarana fiadanam-po ny miaraka Aminao😍🎊🎈

Photos from FP - Fianar Praise's post 01/08/2024

Ireo Zoky ato FP - Fianar Praise sy ireo Ray aman-dreny nanontrona nandritra ny Live MIDERA AZY
Ankasitrahana tompoko ny amin'ny fanontronana anay fa tena diboky ny hafaliana izahay zanakareo sy zandrinareo
Amin'ny manaraka indray eeeh! Tahin'i Jesosy daholo🙏

Photos from FP - Fianar Praise's post 29/07/2024

Miara misaotra an'i Jesosy isika fa tontosa omaly ny fampisehoana izay natao tao amin'ny Hôtel Pietra Fianarantsoa
Misaotra an'ireo Zoky Manitra Ny Hajanambinintsoa Fanoa Razaf Christian Ramaratsialonina Eddy Sitrakiniaina Winner
Misaotra ny EMIT Mikalo Fiderana (EMIFI)
Misaotra ny mpankafy anay sy mpanontrona rehetra omaly
A bientôt

31/05/2024

Nona sy mila goûté enao?🥺
Akatoky izao fetin'ny Ray izao, Izahay avy ato amin'ny Fianar Praise dia manolotra ho anao Opération sandwich matsiro be🤤
Izay hatao ny 15jona ho avy izao natao mirary.🤩 Koa aza misalasala miditra hafatra miafina na miantso ny laharana 0347131212 raha hanjifa ny tapakila na mila fanazavana fanampiny.
Manantena ny fandraisana anjara ary fa tsy handiso fanantenana anao izahay🥳
Tsy mila mideplacé akory fa Livraison à domicile io ann??👏🏻

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Fianarantsoa