Kitapo MENDRIKA
15/08/2022
Kitapo MENDRIKA O!!
MBOLA MISY IREO SAC DE VOYAGE AZONAO HISAFIDIANANA..
MISY ISAN-KARAZANY NY HALEHIBENY SY ENDRINY.
TONGAVA MALAKY MITSIDIKA NY BOTIKA
KITAPO MENDRIKA
GALERIE COMMERCIALE O'MATSIATRA ANTARANDOLO FIANARANTSOA
BOX A 13
Tongava mitsidika sy manjifa ny kitapo mendrika..
23/12/2021
KITAPO MENDRIKA O!
Kitapo maro isan-karazany mety aminao.
BOX GE 05 AMBONY RIHANA
GALERIE COMMERCIALE O'MATSIATRA
ANTARANDOLO FIANARANTSOA
AKAIKIN'NY CARREFOUR
22/12/2021
KITAPO MENDRIKO O!!!
Efa miandry antsika AO @ boutique KITAPO MENDRIKA ireo sac de voyage maro isan-karazany, Mafy sy matanjaka Ary tsara kalitao.
Maro isafidianana Koa ireo barda na sac Montaigne misy AO. Tsara loko, tsara kalitao no azo isafidianana ny halehibeny.
Misy valizy tsara sy mendrika Koa AO an!!
KITAPO MENDRIKA, ILAY MENDRIKA HO ANAO..
BOX GE-05 AMBONY RIHANA
Galerie commerciale o'matsiatra ANTARANDOLO FIANARANTSOA
AKAIKIN'NY CARREFOUR, EX SOMACODIS
22/12/2021
KITAPO MENDRIKA O!!
Tonga ny kitapo maro isan-karazany hoan'ny ankizy kely.
Mafy sady tsara kalitao daholo.
Misy hoan'ny ankizy lahy sy ankizy vavy.
Maro azo isafidianana.
TONGAVA AO @ BOUTIQUE KITAPO MENDRIKA
BOX GE-05 AMBONY RIHANA
GALERIE COMMERCIALE O'MATSIATRA ANTARANDOLO FIANARANTSOA
EX SOMACODIS AKAIKIN'NY CARREFOUR
20/12/2021
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
301
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 19:00 |
| Tuesday | 08:00 - 19:00 |
| Wednesday | 08:00 - 19:00 |
| Thursday | 08:00 - 19:00 |
| Friday | 08:00 - 19:00 |
| Saturday | 08:00 - 19:00 |