VLM SPAM
22/03/2026
📢 Fiadanana eh💙
"Miderà an'i Jéhovah fa tsara Izy, fa mandrakizay ny famindram-pony" Salamo 136 : 1
Izahay Sampana FT-Vlm FLM Miarinkofeno Antsirabe dia manolotra antsika eto Antsirabe sy ny manodidina, JAWS BAND
📍FLM Miarinkofeno Antsirabe Miaramasoandro Vatofotsy
🕜 02 ora sy sasany tolakandro
🗓️ Alahady 26 Aprily 2026
💵Billet : -Simple 4 000Ar🔖
- Invitation 15 000 Ar✉️
Point de vente : - MN Service Antsirabe
- HAGAY COMPANY Vatofotsy
- SUCRE SALE VATOFOTSY
- SUCRE SALE AMBALAVATO
- EXACT ÉLECTRONIQUE ANTSENAKELY
☎️+261 34 03 171 81 na koa mandefa hafatra miafina (Mp)
12/03/2026
Isaorana Jesosy, ry Havana fa voatokana soa aman-tsara ireto VLM eto @ FLM Lovasoa Fiherenantsoa fileovana Ambohimponana ireto, Notokanana t@ litorjia fanokanana vaovao n'y VLM izy ireo. 60 mianadahy mianaka. Ary efa Vonona sahady hanatrika n'y zaika bé atao any Mahajanga @2027 .
Ndao VLM
08/03/2026
Salama aby ve ? 🥰
Andao hirary soa an'I Pastora Tonia antsika isika e ✨
Tsingerintaonany Anio . 🎉
Ary hirary soa ho any Vehivavy rehetra koa amin'izao andronareo izao .
Mirary soa ho anareo dia Tahian'I Jesosy daholo 🤩🙏🏾
25/02/2026
Indro ary mbola misy hatrany ry namako. Mirary fitiavan Jesosy 🙏🥰
Salama daholo ôô🥰.
Iza no olona fantarareo eto? Mentionneo hoe e, de anontanio izy hoe ho avy ve zareo sa manakory? Hihi☺️.
Iza daholo no efa nanamboatra programa ho avy ety aminay? 😍.
Ireto sary ireto dia notsongaina tamin'ny fotoana nandalovanareo tamin'ny erintaona, ireo antokom-pihira ireo izany tety aminay daholo😍😍.
Efa nalefanay any ny taratasy aaan ❤️.
Ilay tamin'ny erintaona iny no tinay ho averina ry zareo a, tadidinareo ve? 😍.
Ilay ianareo nifampitaona maro be tety aminay, tena faaaaaly ery any anay tamin'iny ii🎊🎉.
Efa maromaro ihany izay nahazoanay antso sy message milaza fa ho avy izay aaan, ankinintsika amin'i Jesosy ny fahatanterahan'io fotoan-dehibe io❤️.
Ity izany izao no fotoanantsika indray. Tongava daholo ndray le ankizy a🥰🥰🥰🥰🥰. Tena faly be anay zao raha tonga eny daholo ndray ianareo.
Ho sokafantsika mahafinaritra be ity taom-pitoriana ity🎉.
Mandram-pihaona ety aminay ary eee❤️🥰.
24/02/2026
Miarahaba amin'ny anaran Jesosy. Ity koa mbola misy ary efa akaiky koa io.
22/02/2026
"Isika na dia Maro aza dia Tena iray ihany ao amin'i Kristy" Romana 12:5a
Andao VLM
VLM miarikofeno manolotra ho antsika ,Jaws Band. tsy ho ela e🥰🥰🙏
Fifandraisana 034 03 171 81
02/02/2026
Arabaina ny VLM Ambalavato-ofisialy nahavità soa ny Krismasiny 🎉🙏🏽
Talenta Miray 6 .🤩
Mirary soa sy tsara ho any Zareo isika ❤️🙏🏽
Tahian'I Jesosy e 🩵🙏🏽
30/01/2026
Andao indray isika hanotrona any VLM Ambalavato-ofisialy @ Alahady 01 Febroary 2026 😁
Anjarany Zareo indray izao 🥰
Manomboka @ 2 Ora sy Sasany tolak'andro 📍
Tongava Maro hifanotrona e 🎉
29/01/2026
Nahavità soa ny Krismasy ianareo FTVLM Ambohitrinibe 🌲🎉
Nahafinaritra dia nahafinaritra izy tao a 🥰
Mirary soa ho anareo e 🙏🏽🩵
26/01/2026
Fiadanana tompoko Ô.
Aza hadino n'y fivoriana fanaontsika isantaona ry Komity VLM SPAM Malala . Ao @ FLM Antsirabe Antampotanaana n'y alarobia 28 Janoary ho avy izao manomboka @9 Ora maraina. Mifampilaza, Mirary soa eee
20/01/2026
Salama ve ? 🥰
Nareo ve nijery ity Krismasin'ny FTVLM Mahazoarivo Antsirabe ity ? 😍
Tena nahafinaritra a 🫶🏽
Nahavità soa ianareo e 🙏🏽
Ny any FTVLM Ambohitrinibe indray ny Amin'ny Alahady 25 Janoary 2025 ho avy izao 🌲
📌 Amin'ny 2 ora tolak'andro 📌
📍 Ao amin'ny FLM Ambohitrinibe 📍
✉️ Valopy no ho Tatazana ✉️
Tongava Maro fa tena hahafinaritra be koa io fotoana io a 🩵🎉
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antsirabe