Groupe Rojovy

Groupe Rojovy

Share

26/04/2026

Salama daolo tompoko ireo mpanaraka ny Page ROJOVY anio voalohan'I herinandro dia am-pahalala antsika mpakafy indray izay any ity vehivavy ity. Izy no Cynthia Lead vocal tarika ROJOVY. Izy dia manambady ary mananjanaka ihany koa. Izy iany no andriam-bavilanitra mandravaka ny tarika , ❤️❤️❤️❤️🎧🎧🎼🎼🎼🎵🎵🎵🎤🎤🎤🎷🎷🎷🎸🎸🎸

17/04/2026

Ny tarikia ROJOVY dia mirary fasalamana feno oany zoky be Honorat ( tao @ toraké) tena nalalany Maro azy) mahazoa fasalamana ary sitrana soa aingiana enao zoky 🙏🙏🙏🙏

16/04/2026

Ho a tsikia mpakafy sy manaraka page izy ary no iza valio eo @ comantair valitenareo mpakafy 🎵🎵🎵🎵🎧🎧🎧🎧🎧🎼🎼🎼🎼🎼🎤🎤🎤🎤🎤mankasitraka atrany @ fanarahana page ROJOVY

01/01/2026

Miarahaba tsikia rehetra tarkia ROJOVY amin'izao taonao vaovao 2026 zao ho taona zina sy fanambinana ho antsikia ne ty taona ity sur sur daoly ho ela velona hatrany ne ny rock malagasy

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antsirabe