Isa Roa Telo

Isa Roa Telo

Share

23/05/2026

Rock with you Michael Jackson 🎶! version Lizy Isa Roa telo
sy ireo mpitendry .Ndao Ankafizina 🫶
Mirary Asabotsy finaritra ❤️
Bisous 💋
Safidy -Lizy -Liantsoa

19/05/2026

Malaza ny Festival de Cannes izao… dia andao aloha hanonofy kely e 🤣

Misaotra anareo manohana sy manaraka anay isan’andro.
Liantsoa - Lizy -Safidy ❤️

Look by L' instant MODE

16/05/2026

TSIARO 🥰… Iza avy ny mpankafy ity hira ity 🥰🫶? Misaotra foana anareo misy 🫶
Bon week end .
Liantsoa - Safidy - Lizy
Aut/ comp : Liantsoa
Tatie Li

13/05/2026

Aiza avy no misy anareo mpankafy Isa Roa Telo ? 😍🌍🇲🇬🇺🇸🇩🇪🇨🇳🇰🇷🇫🇷
Ndao hitafatafa kely dia ataovy eo @ commentaires…

Tianay be ianareo ❤️
Bisous 😘

Liantsoa – Safidy – Lizy 🎤

12/05/2026

Ilay Nosy Dadah Rabel - reprise “Isa roa telo” 😁
Iza no mpihira azy ity any @ karaoke ? 🎤😁

Story time :
Hiran’i Dadah Rabel « ilay Nosy »no hira nasaina nohirainay t@ fandaharana live en direct tao @ RTA ny 29 mars.
Coucou ary merci Rija Tahiana fa izy no ni-propose ilay hira 👏

Nikaroka izahay hoe toa ny ahoana no hanaovana ilay version. Ny tanjona dia tsy sanatria hamotika azy fa hamelona sy hanasongadina ny maha izy azy an’ilay tarika — version trio 😊

T@ 2015, izahay telo vavy sy ireo mpitendry dia namoaka raki-tsary album DVD, ary ity no sombiny 🎶
Défi be izy ity satria live tanteraka no nanaovana azy… tsy mora mihitsy 😁

🎹 Mpitendry tamin’izany :
• Josia Rakotondravohitra 🥁
• Hasina Rakotoarimalala 🎸
• Tabiha Mahatozo 🎹
• Zo Tantely 🎹
• Joel Rabesolo🎸
Mpihira : Safidy -Liantsoa - Lizy

🎥 Vidéo : Luxary
👗 Habillements : Duw

09/05/2026

Asabotsy finaritra ✨
Ity hiran’i Mariah Carey ity dia efa nohirainay tamin’ny hetsika Rn’b Show 2k6 Mada Tuning .

Naverinay indray 20 taona taty aoriana tao @ Makay, niaraka tamin’ireo mpitendry maminay 🎶

Solo : Safidy 🤍

Ankafizo ary araho hatrany ny pejy fa hisy mozika hivoaka foana eto ✨ Makay LoungeJOSIA Kennedy- Bass PlayerEmmanuel Randrianaivo - drums playerTabiha MahatozoManitra RabarisoaLizy TantelyTatie LiSafiid

Photos from Isa Roa Telo's post 08/05/2026

1-2-3-4-5-6-7 🥰🌸

Photos from Isa Roa Telo's post 08/05/2026

✨ Retour en photo – RnB Soul Night ✨
Isa Roa Telo au Makay Lounge.
Photo copyright .
Mankasitraka anareo mpankafy tonga maro be sy mitombo isa ato 🥰🥰🫶.

Misaotra ireo mpanohana anay
sy nikarakara ny make up jour J🌸

Mitohy ny dia… aza miala amin’ny pejy ✨

Safidy • Lizy • Liantsoa sy ireo mpitendry 🎹

07/05/2026

Fanontaniana apetrakareo matetika rehefa manao video en live zahay : Firy avy ireo zanakay ? 😁
Ato @ video ary ny valiny … Eny mitaiza ny zanakay @ mozika sy ny fiainana ara-pinoana izahay 🥰 Misaotra an’i Éditions e-Vetso nanolotra cadeau Les petits chants de louanges anay 🥰. sady misy feon’i Liantsoa ao amin’ilay boky
i Tabiha mpitendrinay ihany koa no nanao ny arrangements ☺️.
Ao@ commentaires ireo points de ventes .

06/05/2026

Misaotra an’i Stephaina Beauty 🤍
Partenaire mahatoky anay telo vavy ✨

Ho an’ny Fête des Mères 🌸
Afaka atao cadeau spécial ireo prestations :
Onglerie 💅 • Épilation • Extensions cils 👁️ • Coiffure 💇‍♀️

Beauté & bien-être ho antsika 🤍**

04/05/2026

Samy manana ny look tiany izahay, samy manana ny personnalité- ny sy ny toetrany avy 🤪. Fa ny mampiray anay dia ny fitiavana mozika sy ny firaisan-tsaina rehefa manao zavatra. 💫
Ary tena mety aminay ny akanjo ao Madagascar misy modèle sy taille mifanaraka amin’ny rehetra, na ho an’ny bevohoka aza. 🤍
Rohin’ilay pejy : Оde Madagascar

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo
101