Appetizing
30/07/2025
😍Heyyyy, bonjour à tous😍
Je vous présente un délicieux "Cake salé au jambon" 🥰 une pure délice 😋😋 avec un cake vraiment moelleux ❤❤
Seulement à 15000Ar 🤩🤩
Commande 2j avant et livraison en sus
Sur ce, Je vous souhaite une agréable journée 🥰😍
28/06/2024
Salama aby daholo oooo 🌹🌹☺☺
Tonga indray ny vacance an ny ankizy ka arosoko hoanareo hatrany indray ireo gouter kely afaka arosonoreo azy ☺☺😊😊 afaka atao dessert ihany koa anefa ny roa @ ireo
Indro arosoko anareo ireo karazana gouter 5 kely afaka arosonareo hoan zanakareo ❤❤❤❤
-Flan Nature izay tena tsara ery ampiarahan miarak @ café na thé cao na jus ihany koa ann tena tsara sady matsiro tsara no mahavoky tsara ihany koa 😋😋😋😋😋 @ vidiny 24000ar 🍮🍮🍮
-Flan aux Fruit tena @ le akafizinao tsara ihany koa, fruit karazan 3 no ao anatiny izany hoe fruit de Saison no arosoko anao miarak @ naz 😋😋😋🤤🤤🤤 tena tsy anenenanao mihits @ vidiny 30000ar 🥧🥧🥧
-Quiche aux viande au fromage et à la charcuterie (viande:kisoa na omby na akoho) afak atambatr izy 3 afak tsia ko nefan fa tena crèmeux tsara kosa an 🥰😋😋🥰😋 @ vidiny 24000ar ihany koa
-Cake Nature et Marbré tena moelleux tsara 😋😋😋🤤🤤🤤 sady afak ampiarahana tsara @ café ihany koa
-Cake Nature 12000ar
-Cake Marbré 15000ar❤❤❤❤❤
-Cookies @ ilay tena tsara tsiro tsara 😋😋😋😋🌹🌹🌹🌹 tena tsy hanenanao mihitsy fa mahavoky tsara
@ vidiny 700ar ny iray 🤤🤤🤤🤤🥰🥰🥰🥰 tena tsara tsiro tsara 🍪🍪🍪🍪
Afaka manao commande hatrany ianareo fa commande avant 2j hatrany
Mbola Eto Tanà ihany aloh izay @ izao ☺
Livraison en sus 1000ar à 6000ar
Alefaso ary ny commande nareo par MP na afaka tonga dia miantso ity laharana ity hatrany ihany koa 038 84 402 81 😇😇😇☺☺☺
Mankasitraka hatrany 🥰🥰🥰❤❤❤
Click here to claim your Sponsored Listing.