Fiantso R.

Fiantso R.

Share

15/08/2025

Iza no mpankafy piano ato ?🎹🎹🎹

Manao ahoana amin'izao ny fahaizano accord πŸ™‚ ?

14/08/2025

Inona ary no tian'ny sary ambara πŸ€”πŸ€” ?
Sopapa : Indraindray πŸŽ™

12/08/2025

🌴Efa nandeha vacances ve sa mbola manomana ?
Raha mbola mieritreritra hoe aiza no tsara haleha dia ireto misy TOERANA MAMY BE afaka ankafizina miaraka amin'ny namana, fianakaviana na mitokana fotsiny koa aza 🌞:

πŸ“ AlΓ©e des Baobabs – Morondava
πŸ“ Ranomafana – Antsirabe
πŸ“ Tsingy de Bemaraha – Majunga
πŸ“ Parc National d’Andasibe-Mantadia
πŸ“ Nosy Be
πŸ“ Lac Tritriva – Betafo
πŸ“ Plage d’Ifaty – Toliara
πŸ“ Montagne d’Ambre – Antsiranana
πŸ“ Chutes de la Lily – Ampefy
πŸ“ Isalo National Park – Ihorombe

🌿 Raha mbola mahita ianareo dia alefaso anaty commentaire eh πŸ™‚ !

09/08/2025

Oviana ianareo no nijery chorale nihira dia misy an'ilay mpitarika eny aloha ? 🎢
Toy izao amin'ny sary izao no ataony rehefa eny, manome naoty amin'ny mpiangaly. 🎡
Iza amin'ireo izao no efa hainao ? πŸ€”

Misy dikany daholo ireny fihetsika ireny an πŸ˜„

08/08/2025

🎢Do , Ré , Mi , Fa , Sol , La , Si , Do 🎡

Nihira izao ianareo namaky azy io eh 😁 ?
Ireo naoty ireo no mitambatambatra hanomezana ilay mΓ©lodie mambabo ny fonareo πŸ’•πŸ’–

31/07/2025

🎢 Paroles "Tia" – Fiantso πŸ’›
Tia tsy mitaky πŸ™
Tia tsy mijery izay fahalemenao πŸ‘€
Tia ireo tsara sy ratsy aminao βš–οΈ
Manome fa tsy maka 🀲

Mitia tsy mitaky πŸ’«
Tsy mijery ny azoko alaina aminao βŒπŸ’°
Manome izay tsara mba hananako aho 🎁
Hampifaly fa tsy handratra πŸ˜ŠπŸ’”

🎡 Oh eny tiako ianao ❀️
Na inona hery sy fahalemenao πŸ’ͺπŸ’”
Ho eo anilanao foana πŸ‘£
Handresy fotoana β³πŸ†
Izaho tsy mila tambiny, tsy hila valiny βŒπŸ”

Fa ny fisianao πŸ‘€
Ampy hifaliako tsotra izao 😍
Hanome maimaimpoana 🀍
Hanohana foana πŸ’ͺ🀝
Tsy hila tambiny, hila valiny πŸ™…β€β™€οΈπŸ™…β€β™‚οΈ

Tia tsy mitsara βš–οΈ
Izay vitanao sy izay mbola ataonao πŸ“œ
Mijery izay mety hanandratana anao πŸš€
Mampijoro fa tsy mandatsa πŸ—βŒβ¬‡οΈ

Mitia tsy mitaky πŸ™
Tsy mijery ny azoko alaina aminao βŒπŸ’Έ
Manome izay tsara mba hananako aho 🎁
Hampifaly fa tsy mandratra πŸ˜‡πŸ’”

Refrain x 2

Ohatry ny ahoana ianao rehefa tia ?
🚨Antsoy i Bae dia atolory azy ity hira ity ❀️😍

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address

Antananarivo