Zara Rajaona
Hira filalaoko ato an-trano rehefa ilay mila manatanjaka fanahy iny:
GREAT IS THY FAITHFULNESS
( lyrics by Thomas Chisholm (1866–1960)
composed by William M. Runyan (1870–1957) Baldwin City, Kansas, U.S.)
N.B.: Manandrakandrana milalao (mbola mianatra foana 🙈)
Mety mila 🎧
Ho fanombohana ny fifampizaràna eto amin'ny pejy amin'ity taona 2026 ity: hira vaovao be vao 3 herinandro no nahaterahany tety an-tany 😉 🙏 ,
Tsara kokoa raha mampiasa 🎧 , 🙈🙏
LALAM-PIAINANA
Ny lalam-piainana:
Soritan'ny tantara izay nolalovana
Tsy azo ampitahaina
Ireo talenta Izay nozaraina am-pitiàvana
Misy mila azy ireny
Any ho any
Tsy voatery hifaninànana
Fa tiako hikoloana,
Hifanasoàvana.
Izaho matoky izay nomena ahy
Ho tiaviko am-pitoniana,
Ilay anjara samy mànana.
(A/C: Zara Rajaona -Janvier 2026)
Click here to claim your Sponsored Listing.