BondUnity67

BondUnity67

Share

Photos from Mada Family Gang's post 22/12/2024
07/09/2021

Hey ! 😁 ahoana ny fahitanao ny lalao rahariva ? 🤔 Ataovy ao anaty "commentaire" ary ny pronostic anao dia mahazoa 🔥 tshirt 67 Mamay🔥 . Olona iray no ho sarihina an :-D ary izay mahamarina no mahazo.

Na izany na tsy izany, izahay eto amin'ny BondUnity67 dia manohana hatrany ny Barea an'i Madagasikara 🇲🇬🇲🇬

Photos from BondUnity67's post 28/07/2021

Et si on faisait un peu de sport pour entretenir la santé? 🧐🤓
Notre terrain est ouvert pour vous :

Tarif à usage sportif (basket 3*3 🏀, foot avec 3 jouers par équipe ⚽) : 5000ar/heure
Pour toute autre utilisation (clip, shooting, etc.): 100,000 ar

Contactez notre responsable Zoky Dapà pour réserver : 0331828219

26/06/2021

🥰Izahay avy eto amin'ny association BondUnity67 dia faly miarahaba antsika Malagasy rehetra nahatratra ny fetin'ny fahaleovantena !!! 🇲🇬🇲🇬

Samia mandray andraikitra izay tandrify azy isika tanora rehetra, dia ho tany sambatra tokoa i Madagasikara 🇲🇬

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

67 Ha Nord/Est
Antananarivo
101