Mpamatsy Hen'omby
10/01/2026
📞📞🔴🔴ALLO ALLO ALLO ALOO🔴🔴
Satria moa izany ianareo be menomenona be daholo hoe misy mivarotra tripe ratsy, lelany👅 (langue) simba, atiny be fasika😡 (fikan'le tsisy mimenomenona akory ito 😅😅😅🤣), misy ianareo leo be ilay misisika any an-tsena be rà, misy tsy tafafoha maraina ka tsy mahita hena tsara intsony🥱 dia aleo raisinay ny andraikitra 😎 ka dia📢📢 ITY ARY NY TOLOTRA VAOVAO BEEEE 📢📢
🌟 TRIPE -------- 8000ar/kg (voadio)
🌟ATINY --------- 24 000ar/kg (madio, tsy misy fasika)
🌟LELANY-------- 18 000/piece 1kg moyenne (efa voadio)
🌟ATIDOANY (cervel)----- 7000 ar/pièce (miasa tsara tsy ohatran'ny atidoan'ny sasany 😅)
🌟VOANKENA----- 9000Ar/paire
🌟FONY ------ 15 000Ar/kg ( ❤️ madio fa tsy efa rotiky ny voay 😅)
🌟TONGONY------ 10 000Ar /pieces (Na ny havia na ny havanana no tianao )
🌟VAVONIN-KENA----- 7000Ar/kg (ity ilay hamamana ilay tranon-jaza dia misafidy ianao na ilay mampahazo lahy na vavy na kambana 🥱)
🧠🫀🫁🩸♥️ Haterinay any aminao♥️🩸🫁🫀🧠
HENA MADIO SY VOAKARAKARA, efa voatsara ary miaraka amin'ny taratasin'ny dokotera 🥰
Alefa andro iray mialoha kosa moa ilay commande fa mbola vonoina ilay omby annn 🥰🥰😀😀❤️❤️❤️
☎️📞 034 34 424 75
Alefaso ilay commande fa tsy ilay koera koera ary ❤️🤣 rehefa resaka omby sy taovany dia vitantsika izany eee 😀😀
26/01/2021
Izay rehetra ilainao momba ny vokatra avy amin'ny omby dia azonay atao ny mamatsy anao... 0346168864 no laharana ifandraisantsika.
(tripy fotsy izao ny sarintsika eto)
Click here to claim your Sponsored Listing.