Best Tech Formation

Best Tech Formation

Share

Photos from Best Tech Formation's post 23/02/2025

Miarahaba daolo! Efa afaka mandray n'y fisoratana anarana aminy fidirana 10Mars 2025 izahay.

Best Tech Formation dia manome Formation Dépannage telephone, Appareil Électroménager ary tv ecran plat.

*Efa misokatra ny fisoratana anarana amVague Faharoa B aminy taona 2025 ,

*Fidirana dia Alatsinainy 10Mars 2025 hoavy izao
Mianatra isaky ny alatsinainy ,talata ary alarobia .

*Formation atao dia Dépannage telephone , appareil Électroménager, Ary tv ecran plat ka araroty ary Voafetra n'y toerana !
Misy doc omena ary Attestation hoan i mpianatra

*Faharetany Formation dia 1Volana sy tapany ;
Efa betsaka no nahita tombontsoa ,

Rah liana dia afaka mandefa mp na miantso n'y laharana io ambany
Contact : 0385273175
Toerana : Antananarivo Ambatomainty

13/11/2024

Salama Atsika Jiaby! best tech formation dia manomana vague farany am ity 2024 ity, Vague Bye bye 2024 miatomboka aminy 02 Decembre 2024 ,

: Microélectronique : Formation atao dia Dépannage telephone , appareil Électroménager, Ary tv ecran plat araroty ary Voafetra n'y toerana ! (Misy ny documents vitsivitsy omena ny Mpianatra, ary tafiditra ao koa fampianarana mampiasa multimetre ...)

Faharetany Formation dia 1Volana sy tapany mahery kely

1 dia Alatsinainy 02 Decembre 2024 hoavy izao ka araroty ary fa voafetra ny toerana

Efa betsaka no nahita tombontsoa

Mianatra isaky ny Alatsinainy, Talata, Alarobia (Tapany Maraina ) hoan izay tsy afaka dia mandray (tapany hariva) ihany koa izahay ka anjaranao no misafidy

Efa misokatra ny fandraisana inscription hoan fidirana manaraka ka araroty fa voafetra ny toerana, misaotra betsaka

Toerana : Jovena Ambatomainty (Ambatomainty Amboditsiry)

: 0385273175

17/10/2024

Tinao ho hay ve mikirakira telephone ( depannage telephone) ? Tianao ho ay koa ny base electronic , mbola tianao ho hay koa ve ny manamboatra ireo apparel Electromenager fampiasa andavan andro simba , atoro anatiny izany koa ny technique de deppanage TV Ecran Plat ! Tongava ary misoratra anarana !
Toerana Ambatomainty ( eo am Jovena ianao no miantso ny laharana)

Formation Accélérée io an !

Contact: 0385273175
Mianatra 08h ka atram 14:30 misy pause kely , Pratique 100/100 araroty ary

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Ambatomainty Près Station Jovena
Antananarivo
101