Green Mada Development

Green Mada Development

Share

19/11/2024

🍓🍆🥬🥦🥒 Andiany voalohany amin’ny hetsika "Maroloko du Dyve, vokatra Tantsaha Malagasy"

Ao anatin’ny ezaka fampiroboroboana ny asa fambolena sy fiompiana, ny Tranoben’ny Tantsaha Mpamokatra, izay miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka aminy, dia mamolavola tolotra akaiky sy mifanaraka amin’ny filàn’ny mpamokatra ho :

👉 Fanohanana amin’ny fandraharahana momba ny fambolena ;
👉 Fampiroboroboana ny rojom-pihariana fambolena ;
👉 Fampiroboroboana ny varotra sy ny fanamorana ny fidirana amin’ny tsena.

🎯🎯 Tanjon’ny hetsika 🎯🎯
Ny tanjona dia ny fanatsarana ny asa maha Tantsaha Malagasy sy ireo Agripreneurs amin’ny alàlan’ny fanatsarana ny fidiran’izy ireo amin’ny tsena. Ny hetsika dia mifantoka amin’ireto lafiny ireto:
📌Karazana tsena vaovao izay mampifanakaiky ny fangatahan’ny mpanjifa sy ny toeram-pivarotana lehibe ;
📌Fanamorana ny fidirana amin’ny tsena ho an’ireo vokatra fambolena ;
📌Fampiroboroboana ny kolontsaina fanajana ny kalitao sy ny faharetan’ny famatsiana.
Fotoana sy toerana

📅🧷 Ny hetsika ara-toekarena "Maroloko du Dyve, vokatra Tantsaha Malagasy" dia hotontosaina ao amin’ny Dyve Garden Anosivavaka ny 29, 30 novambra ary 1 desambra 2024. 👍

Miaraka miasa amin'ny PPI - People Power Inclusion Océan Indien
FAO Representation - Madagascar Comores Maurice Seychelles Evokatra

20/04/2024

Maniry ny hamokatra❓hapitombo vola❓💰
🦃Ny vorotsiloza mikotrika dia afaka mapidi_bola isam_bolana tsy mitaky asa be fa ora 1 isan'andro iany 👌
✅Izahay dia mampiofana olona vonona hisehatra, hamokatra ary hapitombo vola💰amin'ny alalan'ny vorotsiloza mikotrika sy ny manodidina azy🦃🥚🐣🐥
✅Ho lasa fournisseur matanjaka
✅Mpandraharaha mahatianina
✅Hisy atestation rehefa vita ny Formation
‼️Fandrio dienzao ny toerana, place limité ❌
☎️034 42 916 69

25/03/2024

👋 Ry Malagasy rehetra namako
🏻 Na isika efa tantsaha na isika vao hiditra anatin'ilay tontolo🍃

🇲🇬 andeha isika hamokatra 💰

Aza variana fa tena mbola sehatra :malalaka,👌mahavelona 💰ary misy tombombarotra vetivety tokoa ny fiompiana Gana sy ny manodidina azy 🐣🐥🦆
Porofo mivaingana amin'izao fotoana izao ny vidin'ny vokatra 📊( mba anontanio anie ) :
🔷Atody Gana🥚 2000 ar nefa ifampitadiavana naizanaiza
🔷 Gana kely moa efa firy taona izay tsy mitsaha mitombo ny vidiny
🔷 Ny Gana lehibe iarahamahalala indrindra fa ireo race pure toy ny Rouen , na Kaki ,... Ny Mullard moa tsy tantaraina intsony👍
🔷 Ny Vorontsiloza mikotrika 🦃moa no fototra iray ijoroany no tsy afa-misaraka amin'io tontolo iray io (izay mampidibola isambolana ho anao ) 💶

📣Mila anao izahay satria tena tsy mbola araka ankehitriny ny filana amin'ireo sehatra ireo mbola tsy mahafeno ny 40% 👌 ny filana andavanandro ny mponina akory

Mba ho fampirisihana atsika vonona rehetra dia misy fiaraha-miasa izay tanterahinay 🏡 ferme maromaro vitsivitsy miaraka amin'dry zareo ao amin'ny 🏠 Tranoben'ny Tantsaha Mpamokatra
Mba ahafahana mampiofana olona 20 ( teorika sy ny pratika anaty Ferme indrindra indrindra )
Fampiofanana 2 andro no ho tanterahina izay atao ny: 📅05, 06 Aprily 2024
➡Andro voalohany anaty salle
➡Andro faharoa anaty ferme

❗ ho avy ao avokoa ny akamaroany ny Goavana anatin'ny sehatra hifampizara

⭕ Olona "20" ihany no zakanay ka ho anao izay Liana dia misorata anarana mialoha ( amin'ireo ferme mpiara-miasa no anoratanao Anarana na amin'ndry zareo ao amin'ny Tranobe ny tantsaha )

Miandry anao ho namana mpiara-miasa izahay 🤝
🇲🇬Ry Malagasy Namako andeha hamokatra 💰
Contact 📞: 034 42 916 69
038 40 418 98
038 43 533 12

Want your business to be the top-listed Pet Store/pet Service in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Ambohimanarina
Antananarivo
101