Cours e-Boss Plus
04/10/2024
FILAZANA
Ilazana ireo Chefs de Zone, ireo Chefs d'Antennes ary ireo Présidents sy membres mandrafitra ny Commissions rehetra eto @'ny Association KINTANA MAMIRATRA.
Mba ho avy iatrika ny fiahonambe tsy ara-potoana izay ho tontosaina ao @ Espace Honey Moon Ampasika.
FOTOANA: Alahady 06 Octobre 2024, manomboka @ 08 ora sy sasany maraina ka hatramin'ny 12 ora atoandro tsy diso.
Entanina isika tsirairay izay iantefan'izao antso izao mba ifampilaza fa zava-dehibe izay hamaritra ny ho avin'ny Fikambanana no ho dinihina ao.
TENUE SEMI CORRECT.
AMPITAPITAO AZAFADY
"HO FITAHIANA TOKOA ANIE NY ANTOM-PISIANTSIKA" Coach Ikigai Fabien Kintana Mamiratra
30/09/2024
CONFERENCE EN PRESENTIEL INDRAY ANDRO MONJA
(TSY MITAKY DIPLOMA-TSY MIFIDY TAONA)
IFEHEZANA “MODULES” MIISA 06 :
1. TECHNIQUES D’INFLUENCE,
2. LEADERSHIP na HAITARIKA,
3. GESTION MANAGEMENT na HAIFITANTANANA,
4. EDUCATION FINANCIERE,
5. COACHING EN DEVELOPPEMENT PERSONNEL ET PROFESSIONNEL,
6. CULTURE ENTREPENEURIALE.( Pour devenir homme d’affaires ou entrepreneur)
MPAMPIOFANA : Coach Ikigai FABIEN Kintana Mamiratra
DOCTEUR EN GESTION, PROFESSEUR D’UNIVERSITE, FORMATEUR EN LEADERSHIP, MOTIVATEUR, EDUCATEUR D’ENTREPRENEUR, GRAND CORPS DE L’ETAT sortant de l’E.N.AM., COACH PRO. IKIGAI INTERNATIONAL
(28 TAONA NAMPIOFANANA)
TANJONA LEHIBE
HANAMPY ny OLOMPIRENENA LIAM-PANDROSOANA sy LIAM-PIVOARANA
Voalohany: Hanana toetsaina mpandresy.
Faharoa: Handray an-tànana 100% ny fiainany sy ny ho aviny .
Fahatelo: Hanatanteraka ny nofinofiny.
Fahaefatra: Ho lasa MPITANTANA, MPITARIKA ary MPANDRAHARAHA matihanina sy miavaka ary mahomby.
Fahadimy: Hanana fahaleovan-tena ara-bola.
Fahaenina: Hanana fiainana: MIRINDRA na MILAMINA “HARMONIEUX”, LAVORARY na TOMOMBANA “ PARFAIT”, FENO FIADANANA “ PAIX, SECURITE , BONHEUR.”
FOTOANA: ALAHADY 06 OKTOBRA 2024 amin’ny 01 Ora-05 Ora hariva (13h-17h)
TOERAM-PIOFANANA: SALLE- e-Boss Plus-MAHASINA -ANTANANARIVO
SARAM-PIOFANANA sy DROIT D’ATTESTATION: 10.000 Ariary ( Raisina @ andron’ny fiofanana)
(ATTESTATION azo eo noho eo)
FANAMARIHANA:
MANDRITRY NY ANDRON’NY FAMPIOFANANA DIA AZONAO ATAO NY MIVIDY AMIN’NY SARANY MIRARY DIA MIRARY
1- BOKY VOLAMENA mirakitra “PAIKADY HO ENTINA MITRANDRAKA SY MAMPIROBOROBO LOHARANOM-BOLA MARO.” ( Version papier: 5.000 Ariary)
2- CADRE MIRAKITRA NY DIDY FOLON’NY FOLO NY FAHOMBIAZANA (METHODE JAPONAISE IKIGAI): ( 2.000 Ariary)
« TSAROVY FA FITAHIANA HO ANAO NO ANTOM-PISIANAY.»
Coach Ikigai FABIEN
Sary fanehoana "CONFERENCE" tao Toamasina Alahady 29 Septembra 2024: 08h-12h et 13h-17h.
25/09/2024
ALLO ! ALLO ! TOAMASINA sy ny MANODIDINA
TONGA NY FOTOANA
FORMATION en LEADERSHIP et COACHING en ENTREPRENEURIAT
FAMPIOFANANA LEHIBE @ FITENY MALAGASY
MIKASIKA
CULTURE ENTREPRENEURIALE
(TSY MITAKY DIPLOMA-TSY MIFIDY TAONA)
IFEHEZANA “MODULES” 7:
1. CULTURE D’ENTREPRENEURIAT
2. TECHNIQUES D’INFLUENCE
3. LEADERSHIP na HAITARIKA
4. GESTION MANAGEMENT na HAIFITANTANANA
5. EDUCATION FINANCIERE.
6. COACHING EN DEVELOPPEMENT PERSONNEL ET PROFESSIONNEL
FAMPIOFANANA NATOKANA HO AN’NY SOKAJIN’OLONA:
1- Te hanana TOETSAINA MPANDRESY « ESPRIT DU GUERRIER »,
2- Te hanana TOETSAINA MPANDRAHARAHA MATIHANINA sy MAHOMBY,
3- Te hanatsara ny SEHATRY NY FITARIHANA « LEADERSHIP » na te-ho MPITARIKA MAHATOKY sy MAHATEHOTIA « LEADER CONFIANT et CHARISMATIQUE»
4- Te HAHOMBY eo @ sehatry ny FITANTANANA FIKAMBANANA sy ORINASA «BON MANAGER »,
5- Te ho TO-TENY sy ho MODELY ary HAHATAONA OLONA HANARAKA NY HEVINY “INFLUENCEUR”,
6- Te ho KINTANA MAMIRATRA “ELITE” eo amin’ny sehatry ny FIANARANA sy ny FIOFANANA,
7- Te hanana FIAINANA MIRINDRA sy LAVORARY ary FENO FIADANANA.
MPAMPIOFANA : Coach Ikigai FABIEN Kintana Mamiratra
FORMATEUR, MOTIVATEUR, EDUCATEUR D’ENTREPRENEUR, COACH PRO. IKIGAI INTERNATIONAL
(28 taona nampiofanana)
FOTOANA: ALAHADY 29 SEPTEMBRA 2024
ORA AZO ISAFIDIANANA: Maraina (08h-12h) / Hariva (13h-17h)
TOERAM-PIOFANANA: GRANDE SALLE-HOTEL DE VILLE -LA MAIRIE -TOAMASINA
SARAM-PIOFANANA sy DROIT D’ATTESTATION: 10.000 Ariary
(ATTESTATION azo eo noho eo)
« TSAROVY FA FITAHIANA HO ANAO NO ANTOM-PISIANAY.» Coach Ikigai FABIEN
FANAZAVANA FANAMPINY sy FAMANDRIAN-TOERANA:
ANTSOY MIVANTANA NY 034 31 005 42
VOAFETRA NY TOERANA.
EFA MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA.
FANAMARIHANA: AZONAO JIFAINA @ IO FOTOANA IO: NY BOKY VOLAMENA mirakitra “PAIKADY HO ENTINA MITRANDRAKA SY MAMPIROBOROBO LOHARANOM-BOLA MARO.”-Sarany: 5000 ARIARY
17/09/2024
ALLO ! ALLO ! ANTANANARIVO SY TOAMASINA LIM-PIVOARANA
FORMATION, CONSEILS et COACHING IKIGAI
en LEADERSHIP -MANAGEMENT- ENTREPRENEURIAT
( Tsy mifidy taona-Tsy mitaky diplaoma-Teny Malagasy-Ahazoana ATTESTION)
avec
Coach IKIGAI FABIEN Kintana Mamiratra
COACH PRO. IKIGAI INTERNATIONAL -FORMATEUR, MOTIVATEUR, et EDUCATEUR D’ENTREPRENEUR
(28 taona nampiofanana)
Te ho tonga MPITARIKA sy MPITANTANA ary MPANDRAHARAHA MATIHANINA sy MIAVAKA ary MAHOMBY ve ianao ?
Natao ho anao ity TOLOTRA IKIGAI HIFEHEZANA MODULES 07 @ teny malagasy ity: .
Module 1 : IKIGAI en CULTURE ENTREPRENEURIALES
Module 2 : IKIGAI en LEADERSHIP « ESPRIT DU GUERRIER »
Module 3 :IKIGAI en GESTION MANAGEMENT DES RESSOURCES na HAIFITANTANANA LOHARANONKARENA
Module 4 : IKIGAI en TECHNIQUES D’INFLUENCE et DE MOTIVATION A LA REUSSITE
Module 5 : IKIGAI en COACHING EN DEVELOPPEMENT PERSONNEL ET PROFESSIONNEL
Module 6 : INGENERIE D’AFFAIRES et MARKETING DE COMBAT
Module 7: EDUCATION FINANCIERE na FANABEAZANA ARA-BOLA sy ARA-PITANTANAM-BOLA
HO AN’ANTANANARIVO
Fotoana: ALAHADY 22 SEPTEMBRA 2024
Ora HARIVA (13h-17h)
Toeram-piofanana: Cours des Grands e-Boss Plus - MAHAMASINA -Antananarivo
Saram-piofanana sy Droit d’Attestation ( Azo eo noho eo): 10.000 Ariary
Ho an’ny eto ANTANANARIVO : Fanazavana fanampiny sy fisoratana anarana .
Message privé
Antsoy ny 034 02 094 53
HO AN’NY TOAMASINA
Fotoana: ALAHADY 29 SEPTEMBRA 2024
Ora azo isafidianana: Na MARAINA (08h-12h) - Na HARIVA (13h-17h)
Toeram-piofanana: GRANDE SALLE-HOTEL DE VILLE -LA MAIRIE -TOAMASINA
Saram-piofanana sy Droit d’Attestation ( Azo eo noho eo): 10.000 Ariary
Ho an’ny eto TOAMASINA: Fanazavana fanampiny sy fisoratana anarana ary fandraisana tapakila.
Antsoy ny 034 31 005 42
Na manantona mivantana: Boutique “PRINCIA” - Eo @ Arrêt Tuc Tuc- Face SCORE- Bazary Kely .
VOAFETRA NY TOERANA.
« Ny antom-pisiako sy ny fifaliako: Izaho FITAHIANA ho an’ny hafa »
Coach ikigai Fabien Kintana Mamiratra
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
102