PLG
06/07/2025
Just ... ๐๐ฅ
Mankasitraka ny rehetra๐๐ป
28/06/2025
๐ฃ๐ฃ๐ฃ Ity indray ary ny lalao e! Miaraka amin'ny Reko Band hatrany isika.
Hantenaina fa efa any aminao ny tapakilanao amin'izao fotoana izao๐ satria rahampitso Ilay fotoanantsika๐ฅณ๐ค๐ธ๐ฅ
Ka ataovy anaty commentaire indray ary ny sarinao miaraka amin'ny tapakilanao fa ho solointsika GOLD izany raha ianao Ilay voasarika, raha toa ka efa GOLD kosa ny anao dia mahazo iray fanampiny ianao Izany๐คฉ๐ฅณ
๐๐ฝ ๐๐ฝNdao Ary e!!!
๐๐ฝ ๐ An'io hariva ihany dia omena eto ny valin'ny lalao
Raha Mbola tsy nahazo tapakila ianao dia aza tara,
๐๐ฝ๐ฏ efa lany ny tapakila "Simple" rehetra
๐๐ฝ๐ fa ny ambiny no mbola misy
Tongavasoa daholo ary o!!!
22/06/2025
๐ฏ๐ฏ๐ฏ Tandremo ary sao tara a!!!๐ฏ๐ฏ๐ฏ
๐๐ฝ Lany ny tapakila SIMPLE rehetra ๐ฏ
๐๐ฝ Ny ambiny mbola misy fa aza miandry ela ary๐
๐ Mbola hisy lalao hiarahantsika fa aza miala lavitra,
Sopapa kely๐คซ: "ataovy akaiky ny tapakilanao"
Click here to claim your Sponsored Listing.