Wonderfull World Group
13/05/2026
Zaraiko fa tantara
𝗥𝗮𝗸𝗼𝘁𝗼𝗺𝗮𝗻𝗱𝗶𝗺𝗯𝘆 𝗕𝗲𝗻𝗷𝗮𝗺𝗶𝗻 𝗔𝗹𝗲𝘅𝗶𝘀 :
🔴🔥𝗡𝗶𝗮𝗶𝗸𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗼 𝘁𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗳𝗮 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗷𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 𝘇𝗼𝗻'𝗼𝗹𝗼𝗺𝗯𝗲𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗲𝘁𝗼 #𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮.
Niaiky izao tontolo izao, nandritry ny fitsirihana ny zon'olombelona manerantany natao tany , fa tena miroso amin'ny fanajana izany zon'olombelona isika eto , indrindra ny fanajana ny olona eny amin'ny , hoy ny Minisitry ny fitsarana sady mpitahiry ny tombokasem-panjakana, Rakotomandimby Benjamin Alexis, nandritry ny fitokanana fotodrafitrasa iray tao Belo Sur Tsiribihina androany.
_____________________________
Araho hatrany ny pejintsika, aza adinoina ny manisy sy mizara ny vaovao.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Analakely
MADAGASCAR101