Mi Textile
27/05/2026
🚨🔥 TENUE DE TRAVAIL PROFESSIONNELLE 🔥🚨
👷♂️ COMBINAISON – GILET – CASQUETTE –
ENSEMBLE DE TRAVAIL 👷♀️
✨ Ataovy matihanina ny endriky ny asanao ! ✨
📌 SUR COMMANDE (atao araka ny modèle sy style tianao)
📌Efa Misy hiany ny disponible tout de suite efa ao @ sary ao
💥 Tombony azonao :
✅ Kalitao tsara sy matanjaka (workwear professionnel)
✅ Mety amin’ny chantier, garage, usine, sécurité, entreprise
✅ Misy taille rehetra
✅ Azo atao personnalisation (araka ny filanao)
⏳ Aza miandry ela… ataovy manokana ny tenue-nao !
📞 Contact : 0373904195
24/12/2025
✨✨ Ho anareo Société, ONG, Association, Entreprise, Revendeur, sns. ✨✨
👕 Sehatra atolotray:
Combinaison de travail
Gilet
Tee-shirt
Polo
Ensemble de travail
Pantalon sy maro hafa 🧵
💡 Kalitao tsara – Vidiny mirary – Asa vita matihanina
🌀 Aza misalasala:
👉 Miantso, manao commentaire, na mandefa message privé
📞 Contact : 038 55 912 85
📧 [email protected]
09/03/2025
Tovolahy 15 taona eo ho eo, tao anaty bus iray, nitsangana izy ary nilaza tamin'ny mpandeha rehetra tao fa efa akaiky ny fiavian'i Jesosy Tompo.
Raha nahare izany izy ireo dia nimonomonona, ny sasany nimehy naneso, ny hafa nitsikera niteny ratsy azy ary nisy Raim-pianakaviana iray nisafoaka niteny mafy azy hoe:"Mangina letsy aaa, tsy mahalala na inona na inona momba izany akory ianao ary tsy boay kely hoatranao io no hanambara anay mahakasika an"i Jesosy izany.
Menatra ilay tovolahy ary nipetraka nangaihay aok'izany. Saingy nibitsika tohatsofina mangina taminy hatrany Andriamanitra mba hibitaka ny fanahiny ary hanohy ny fanambarana ny fihavian'ny Jesosy.
Ary nankatoaviny ny feon'Andriamanitra dia nanohy niteny hatrany izy hoe:"Hiverina Jesosy, Mibebaha amin'ny lalan-dratsy ary manekea Azy."
Avy eo, nitsangana ilay Raim-pianakaviana, vinitra nisafoaka tezitra mafy nandray azy tamin'ny vozon'ny akanjony raha iny izy hamely tehamaina mandrivorivo azy iny indrindra, hoy ilay zaza teo anilany taminy: "Aza mamono azy Dada an! Mpitondra hafatra avy amin'Andriamanitra izy".
Nitolefika nandohalika ary nidaraboka tamin'ny tany ilay Raim-pianakaviana ary nanomboka nitomany kotsan'ny ranomaso ny tavany.
Nanontany azy ilay tovolahy:"Nahoana ianao no mitomany?
Hoy ity Raim-pianakaviana ity:"Moana ny zanako ary miteny izy ankehitriny..."
Izao no hafatra: « Mahatoky Andriamanitra ary manome voninahitra ny finoan'ny olom-boafidiny. »
--- Raha tonga aminao ity hafatra ity ka zarainao amin’ny hafa dia *izay no atao hoe fitoriana ny filazantsara!* ---👏
Miala tsiny indrindra t@ fanelingelenana...🙏🏾
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Analakely
101