COURS IDEAL PLUS

COURS IDEAL PLUS

Share

11/06/2026

๐Ÿšจ Sร‰ANCES GRATUITES โ€“ BAC 2026 ๐Ÿšจ
Ho fanampiana antsika mpianatra hanao fanadinana BAC 2026, dia manolotra "sรฉances gratuites" ho anareo izahay eto amin'ny COURS IDร‰AL PLUS, izay ho tanterahina ny 23 sy 24 Jona 2026 ho avy izao

๐Ÿ•ข Manomboka amin'ny 7ora30 maraina ny fianarana ary mirarana amin'ny 12ora atoandro.

Noezahanay ireo matiรจres de base ho an'ny Sรฉrie A - C - D no atao amin'io mba hampahomby anareo amin'ny fanadinana izay ho atrehinareo.

Aza misalasala misoratra anarana mialoha fa voafetra ny toerana ๐Ÿ™‚

CONTACT: 038 78 186 21 - 033 97 512 00
LIEU: ANDAVAMAMBA ANJEZIKA II Akaikin'ny Arrรชt Bus Faneva.

โœจ NY FAHOMBIAZANAO NO TARIGETRANAY ๐ŸŒŸ

05/05/2026

FANADINANA

Toy izao fiantrehan'ny Mpianatra eto amin'ny COURS IDร‰AL PLUS fanadinana izao ry zareo ny fiainana an.

Avelan'ilay Mpampianatra miady irery eo ianao

Tsy avelany hiresaka na amin'iza na amin'iza indrindra moa tena tsy avelany hijery Lesona sy ny fanitsina efa vita
๐ŸŽ๐ŸŽ๐ŸŽ๐ŸŽ๐ŸŽ๐ŸŽ๐ŸŽ๐ŸŽ๐ŸŽ๐ŸŽ๐ŸŽ๐ŸŽ๐ŸŽ๐ŸŽ

Mandalo olana ve ianao sa mandalo sedra?

Aza Kivy fa tian'Andriamanitra hamoaka ny tsara any aminao ianao.
Efa hatrany ambohoko isika Dia efa MPANDRESY koa aza Kivy fa miroso hatrany.

Ny fahombiazana noCOURS IDEAL PLUS

Want your university to be the top-listed University in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address

Lot III K 17 TER Andavamamba Anjezika II
Antananarivo
101